Tômasy: Fahasamihafan'ny versiona

Contenu supprimé Contenu ajouté
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
k Nanao fanitsiana
Zithal (dinika | fandraisan'anjara)
Rohy
Marika: Hanova araka ny hitan'ny maso Fanovana avy amin'ny finday Fiovana tamin'ny alalan'ny tranonkala finday Modification sur mobile avancée
Andalana faha-3:
 
== Ny anarany ==
Atao hoe ''Te 'Oma'' izy amin' ny [[Fiteny arameana|teny arameana]] izay midika hoe "kambana". ''Δίδυμος / Didymos'' ny dikan'izany amin'ny [[Fiteny grika|teny grika]]. ''Θωμᾶς / Thomas'' no fiantsoana azy amin'ny teny grika. Atao hoe ''Tomasy ilay Didimo'' (''Tômà Didimo'') izy ao amin'ny [[Filazantsara araka an'i Jaona|Filazantsaran'i Joany]]. Ao amin'ny soratra ivelan'ny [[Baiboly]] izy dia atao indraindray hoe ''Jodasy Tomasy'' (''Jodasy Tômà'') na ''Didimo Joda Tomasy'' (''Didimo Joda Tômà''). Ny [[Baiboly malagasy|Baiboly protestanta amin'ny teny malagasy]] dia manoratra hoe ''Didymo'' (misy litera "y" anaty teny).
 
== I Tomasy araka ny Baiboly ==