Kônsily Vatikàna II: Fahasamihafan'ny versiona

Contenu supprimé Contenu ajouté
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
Konsily katolika
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
Nanisy sary
Andalana faha-1:
[[Sary:Second Vatican Council by Lothar Wolleh 005 cropped.jpg|vignette|337x337px|''Ny Konsily Vatikàna II'', saripika nalain'i Lothar Wolleh.]]
Ny '''Konsily faharoa tao Vatikàna''' na '''Konsily Vatikàna II''' dia [[konsily]] ekiomenika katolika, izany hoe fivoriam-ben'ny [[eveka]] katolika, izay natao nanompboka tamin'ny taona 1962, teo ambatny fitarihan'ny papa [[Joany XXIII (papa)|Joany XXIII]], hatramin'ny taona 1965 teo ambany fitarihan'ny papa [[Paoly VI (papa)|Paoly VI]]. Izany dia konsily ekiomenika faha-21 an'ny [[Katolisisma|Fiangonana katolika]]. Nanamarika ny fisokafan'ny Fiangonana katolika amin'ny tontolon'ny [[Andro Vaovao]] sy amin'ny kolontsaina ankehitriny sady mihevitra ny fandrosoan'ny hairaha sy ny fanomezam-pahafahan'ny vahoaka maneran-tany ary ny fitomboan'ny fialan'ny zavatra maro amin'ny fivavahana.