Katekisma: Fahasamihafan'ny versiona

Contenu supprimé Contenu ajouté
Zithal (dinika | fandraisan'anjara)
Rohy
Marika: Hanova araka ny hitan'ny maso Fanovana avy amin'ny finday Fiovana tamin'ny alalan'ny tranonkala finday Modification sur mobile avancée
Zithal (dinika | fandraisan'anjara)
Rohy
Marika: Hanova araka ny hitan'ny maso Fanovana avy amin'ny finday Fiovana tamin'ny alalan'ny tranonkala finday Modification sur mobile avancée
Andalana faha-34:
 
== Ny katesizin'ny Fiangonana katolika ==
Ao amin' ny [[Fiangonana katolika]] tao amin' ny [[Konsily tao Tridentio|Konsilin'i TredentioTridentio]] no nanomanana ny katekisma na katesizy izay navoaka tamin' ny taona 1566, dia ilay atao hoe ''Katesizy Romanina'' na ''Katesizin'i Pio V''. Io katesizy io dia famintinana amin' ny fomba mifatratra ny foto-pampianarana ka natao hanampiana ny pretra sy ny mpampianatra. Nisy koa ny katesizy natao hanampiana ny olon-tsotra izay nomanin' ilay [[zezoita]] alemàna atao hoe Petrus Canisius sady navoaka tamin' ny taona 1555 hatramin' ny 1558. Tamin' ny taona 1597 dia namoaka ny ''Foto-pampianarana Kristiana Fohy'' i Roberto Francesco Romolo Bellarmino (frantsay: ''Robert Bellarmin'') izay namelarany ny fampianaran' i [[Jesosy|Jesoa-Kristy]] araka ny fahazoan' ny Fiangonana katolika an' izany tamin' ny fotoana nifanoherany tamin' ny Fiangonana nohavaozina. I [[Joany Paoly II]] dia nampamoaka katesizy vaovao ho an' ny Fiangonana katolika maneran-tany tamin' ny taona 1992 izay nomanin' ny kardinaly Joseph Ratzinger (ilay lasa papa [[Benoa XVI|Benoà XVI]]) sy ny ekipa niaraka aminy, sady nadika tamin' ireo fiteny be mpampiasa indrindra.