Katekisma: Fahasamihafan'ny versiona

Contenu supprimé Contenu ajouté
Zithal (dinika | fandraisan'anjara)
Aucun résumé des modifications
Marika: Hanova araka ny hitan'ny maso Fanovana avy amin'ny finday Fiovana tamin'ny alalan'ny tranonkala finday Modification sur mobile avancée
Zithal (dinika | fandraisan'anjara)
Tsipelina
Marika: Hanova araka ny hitan'ny maso Fanovana avy amin'ny finday Fiovana tamin'ny alalan'ny tranonkala finday Modification sur mobile avancée
Andalana faha-6:
Nisy zavatra tsapan' i [[Martin Lotera|Lotera]] teo amin' ny Kristiana notarihiny, izay azo ampiharina koa amin' ny Katolika: ny Kristiana tamin' ny taonjato faha-16 dia niaina tamin' ny finoana, namonjy fiangonana, nanana fomba fiaina ara-pitondrantena, nanao tonom-bavaka, nefa tsy nahalala izay nataony sy tsy nanana teny ho enti-manazava ny finoany izy ireo. Koa ny katekisma na katesizy no nameno izany banga izany.
 
Ny [[Katolisisma|Katolika]] dia nanaraka izany zavatra nataon' i Lotera izany ka namokatra katesizy, dia ny ''Katesizin' i Canisius'' tamin' ny taona 1555 nandritra ny [[Konsily tao Tridentio|Konsily tao Trendentio]], ary ny ''Katesizin' i Bellarmin'' sy ny ''Katesizin' ny Konsilin' i TredentioTridentio'') taorian' ny Konsily tao TredentioTridentio, sy katesizy maro hafa koa, ka ny [[pretra]] tamin' izany dia tsy maintsy mampianatra ny ankizy ao amin' ny paroasiny.
 
== Fiforonan-teny ==