Katekisma: Fahasamihafan'ny versiona

Contenu supprimé Contenu ajouté
Zithal (dinika | fandraisan'anjara)
k Tsipelina
Marika: Hanova araka ny hitan'ny maso Fanovana avy amin'ny finday Fiovana tamin'ny alalan'ny tranonkala finday Modification sur mobile avancée
Zithal (dinika | fandraisan'anjara)
k Tsipelina
Marika: Hanova araka ny hitan'ny maso Fanovana avy amin'ny finday Fiovana tamin'ny alalan'ny tranonkala finday Modification sur mobile avancée
Andalana faha-33:
Ny katekisman' ny [[Fiangonan'i Angletera]] dia lahatsoratra voafintina natsofoka tao amin' ny ''Book of Common Prayer'' ("Bokin'ny vavaka iombonana") izay natonta voalohany tamin' ny andron' i Edward VI (nanjaka teo anelanelan' ny taona 1547 sy 1553) nefa natao ho mirakitra fampianaran-diso izany tamin' ny andron' i Mary I (nanjaka teo anelanelan' ny taona 1553 sy 1558). Nisy fanitsiana natao matetika ilay katekisma teo anelanelan' ny taona 1594 sy 1661. Nisy karazany roa, araka ny mahazatra izany, ka nahitana ''Katekisma Kely'' sy ''Katekisma Lehibe'' izay lasa katekisma filamatra teo amin' ny [[Fiangonana presbiteriana]], miaraka amin' ny ''Fiekem-pinoan' i Westminster,'' izay namboarina tao Westminster teo anelanelan' ny taona 1645 sy 1652.
 
== Ny katekismakatesizin'ny Fiangonana katolika ==
Ao amin' ny [[Fiangonana katolika]] tao amin' ny Konsilin'i TrentoTredentio no nanomanana ny katekisma na katesizy izay navoaka tamin' ny taona 1566, dia ilay atao hoe ''KatekismaKatesizy Romanina'' na ''KatekismanKatesizin'i Pio V''. Io katekismakatesizy io dia famintinana amin' ny fomba mifatratra ny foto-pampianarana ka natao hanampiana ny pretra sy ny mpampianatra. Nisy koa ny katekismakatesizy natao hanampiana ny olon-tsotra izay nomanin' ilay [[zezoita]] alemàna atao hoe Petrus Canisius sady navoaka tamin' ny taona 1555 hatramin' ny 1558. Tamin' ny taona 1597 dia namoaka ny ''Foto-pampianarana Kristiana Fohy'' i Roberto Francesco Romolo Bellarmino (frantsay: ''Robert Bellarmin'') izay namelarany ny fampianaran' i Jesoa-Kristy araka ny fahazoan' ny Fiangonana katolika an' izany tamin'ny fotoana nifanoherany tamin' ny Fiangonana nohavaozina. I [[Joany Paoly II]] dia nampamoaka katekismakatesizy vaovao ho an' ny Fiangonana katolika maneran-tany tamin' ny taona 1992 izay nomanin' ny kardinaly Joseph Ratzinger (ilay lasa papa [[Benoa XVI|Benoà XVI]]) sy ny ekipa niaraka aminy sady nadika tamin' ireo fiteny be mpampiasa indrindra.