Katekisma: Fahasamihafan'ny versiona

Contenu supprimé Contenu ajouté
Zithal (dinika | fandraisan'anjara)
Tsipelina sy rohy
Marika: Hanova araka ny hitan'ny maso Fanovana avy amin'ny finday Fiovana tamin'ny alalan'ny tranonkala finday Modification sur mobile avancée
Zithal (dinika | fandraisan'anjara)
Tsipelina
Marika: Hanova araka ny hitan'ny maso Fanovana avy amin'ny finday Fiovana tamin'ny alalan'ny tranonkala finday Modification sur mobile avancée
Andalana faha-9:
 
== Fiforonan-teny ==
Ny teny hoe ''katekisma'' na ''ketesisyketesizy'' dia avy amin' ny [[matoanteny]] [[Fiteny grika|grika]] hoe ''κατηχεĩν'' / ''katékhein'' (ara-bakiteny: "mampitombo faneno") izay midika hoe "mampianatra" sy "mampahalala vaovao". Ny matoanteny hita ao amin' ny soratr'i [[Paoly (apostoly)|Paoly]] sy ao amin' ny [[Evanjelin'i Lioka]]. Hatramin' ny andiany faharoa tamin' ireo fiangonana kristiana dia nahatsapa ny filana fampianarana ny Kristiana mba handalinana ny finoana azo avy amin'ny fiovam-pinoana voalohany. Fanambaràna ny foto-javatra ao amin' ny foto-pampianarana kristiana izany: ny foto-pinoana, ny [[sakramenta]], ny fitondrantena ary ny [[Vavaka nampianarin'ny Tompo|Vavaka nampianarin' ny Tompo]].
 
== Ny katekisman'ny fiangonana protestanta ==