Endolzansy: Fahasamihafan'ny versiona

Contenu supprimé Contenu ajouté
Zithal (dinika | fandraisan'anjara)
k Tsipelina
Marika: Hanova araka ny hitan'ny maso Fanovana avy amin'ny finday Fiovana tamin'ny alalan'ny tranonkala finday Modification sur mobile avancée
Zithal (dinika | fandraisan'anjara)
Tsipelina sy rohy
Marika: Hanova araka ny hitan'ny maso Fanovana avy amin'ny finday Fiovana tamin'ny alalan'ny tranonkala finday Modification sur mobile avancée
Andalana faha-38:
 
== Ny endolzansy ankehitriny ==
Mitohy ny fanomezana endolzansy amin' izao andro izao, nefa notsorina ny fanaovana izany tamin' ny taona 1967, araka ny konstitosiona apostolika ''Indulgentiarum doctrina,'' nambaran' ny papa [[Paoly VI]], izay nametra ireo antonantony hahazoana endolzansy, ka navela ilay fifandanjan' ny endolzansy amin' ny halavam-potoana.
 
=== Famaritana sy karazana ===
Izao no amaritan' ny kanona 992 ny indolzansa: "''Ny endolzansy dia ny famelana eo anatrehan’Andriamanitraanatrehan’ Andriamanitra ny sazy misy fetra vokatry ny fahotana izay efa voafafa ny fahadisoana, famelana izay azon’nyazon’ ny mpino tsara toe-panahy araka ny fepetra maromaro voafaritra, amin’nyamin’ alalan’nyny asan’nyalalan’ ny asan’ ny Fiangonana, izay amin’nyamin’ ny maha-mpizarazara ny fanavotana azy, dia mizara sy mampihatra amin’nyamin’ alalan’nyny alalan’ ny fahefany ny raki-panoneran’ipanoneran’ i Kristy sy ny olomasina''"<ref name=":0"><small>Fivondronamben'ny Eveka eto Madagasikara, ''Katesizin'ny Fiangonana Katôlika'', dikan-teny manontolo, 2009, p. 414.</small></ref>. Izany famaritana izany dia nalaina ao amin' ny ensiklika ''Indulgentiarum'' ''doctrina'' nataon' ny papa [[Paoly VI]] ka naverina nadika ao amin' ny ''Katesizin' ny Fiangonana Katôlika'' ao amin' ny teboka faha-1471 izay arahim-panazavana.
 
Manavaka ny endolzansy fenomanontolo (manafaka tanteraka ny asatsanganasa fivalozana noho ny fahotana iray) sy ny indolzansa ampahany (tsy mahafaka ny asatsanganasa fivalozana manontolo fa ampahany ihany) ny Fiangonana katolika, araka izao: "''Ampahany na manontolo ny endolzansy, arakaraka ny anafahany ampahany na manontolo ny sazy misy fetra vokatry ny fahotana"''<ref name=":0" />''.''
 
AminizaioAmin' izao fotoana izao dia tsy ny mpitondra fiangonana ihany no afaka manome endolzansy: ''"Ny mpino rehetra dia afaka mahazo ny endolzansy ho an’nyan’ ny tenany ihany na manome izany ho an’ireoan’ ireo nodimandry''"<ref name=":0" />.
 
=== Ny fanao momba ny endolzansy ankehitriny ===
[[Sary:Paolovi.jpg|vignette|209x209px|Ny papa Paoly VI (1897-1978)]]
Ny foto-pampianarana momba ny endolzansy dia nahitsin' ny Konsily Vatikàna II avy eo nahitsin' ny konstitosiona apostolika ''Indulgentiarum doctrina'' (tamin' ny 01 Janoary 1967) navoakan' ny papa [[Paoly VI]], ka noraisina tao amin' ny ''Fehezan-dalana kanonika'' tamin' ny taona 1983. Ny fanao momba ny endolzansy dia nasian' ny konstitosiona apostolika ''Indulgentiarum doctrina'' fanovana, izay ilazan' ny papa Paoly VI fa "nisy fanararaotana tafiditra tamin' ny fanao momba ny endolzansy, na satria "tamin' ny alalan' ny endolzansy tsy voalanjalanja sy maro loatra" dia nihena ny lanjan' ireo fanalahidin' ny Fiangonana ary nihena hery ny fahafaham-po momba ny fivalozana, na satria notetenin-dratsy noho ny "tombontsoa medri-panamelohana" ny anaran' ireo endolzansy.
 
Ao amin' ny ''Katesizin' ny Fiangonana Katôlika'' tamin' ny taona 1992 (§ 1471-1479), ny Fiangonana dia manamafy indray fa ny zony hanome endolzansy, "noho ny fahefana mamehy sy mamaha nomen' i Kristy Jesoa azy" azy (§ 1478). Nambarany mazava fa ny "sazy misy fetra" ihany no afahan' ny endolzansy fa tsy ny "sazy mandrakizay" -- izany hoe ny tsy fanomezana ny "fiainana mandrakizay", ny tsy fananana ny fiombonana amin' Andriamanitra. Nampahatsiahiviny indray fa ny endolzansy dia omena ny mpanota tsy noho ny fivalozany ihany fa noho ny fiombonan' ny olo-masina.
[[Sary:Emblem of the Catechism of the Catholic Church.jpg|vignette|171x171px|Sary famantaran' ny ''Katesizin'n y Fiangonana Katôlika'']]
Raha tsy dia hita matetika ny fanomezana endolzansy raha ampitahaina amin' ny vaninandro lasa, dia mazava fa mbola misy izany: ohatra ny ''Katesizin'ny'' ''Fiangonana'' ''katôlika'' dia manafatra hatrany, miaraka amin' ny fiantrana sy ny tsanganasa fivalozana, ny fampiasana ny endolzansy ho an' ny maty (§ 1032). Ny endolzansy lehibe dia omena amin' ny jobily, izay maha "singa mandrafitra" azy, araka an' i [[Joany Paoly II|Joany-Paoly II]] (taratsy fanambaràna ''Incarnationis mysterium'', § 9.1). Tamin' ny jobilin' ny taona 2000 ny Fivalozana apostolika no nihevitra fa tsara ny hampatsiahivana ireo fepetra ahazoana ny endolzansy. Amin' ny tranga rehetra, endolzansy manontolo na endolzansy ampahany --, ny mpino dia tokony ho tsy nanao fahotana mahafaty.
 
Mba hahazoana endolzansy manontolo izay tsy azo afa-tsy indray mandeha isan'andro, afa-tsy amin' ny olona ambavahaonan' ny fahafatesana, dia izao no tokony hataon' ny olona mangataka izany:
 
* maniry ny hahazo endolzansy;
* afaka tanteraka amin' ny fahotana, na dia fahotana maivana aza;
* mikonfesy ao anatin' ny roapolo andro eo ho eo aloha na aorian' ny fanopmezanafanomezana ny endolzansy;
* mandray komoniony [[eokaristia]] ao anaty roapolo andro, aloha na aorian' ny fanomezana ny endolzansy;
* mivavaka araka ny fikendrena atoron' ny papa na mivavaka ho an' ny papa;
* manatanteraka ny asa iraiketan' ny endolzansy ao anatin' ny taona voafaritra (raha mifamatotra amin' ny andro iray ny endolzansy na amin' ny fe-potoana manokana).
 
Raha amin' ny ampahany ihany no nanatanterahana ireo zavatra ireo na raha tsy vonona ny amin' izany ny fon' ilay mpino, ny endolzansy dia ampahany. AmpahatsiahivinaAmpahatsiahiviny koa fa ny endolzansy dia tsy afa-mihatra afa-tsy amin' ny tena na amin' ireo "fanahy ao amin' ny afo fandiovana", fa tsy amin' ny olona hafa izay mbola velona.
 
== Ny vokatry ny endolzansy ==