Kônsily: Fahasamihafan'ny versiona

Contenu supprimé Contenu ajouté
Zithal (dinika | fandraisan'anjara)
Rohy
Marika: Hanova araka ny hitan'ny maso Fanovana avy amin'ny finday Fiovana tamin'ny alalan'ny tranonkala finday
Zithal (dinika | fandraisan'anjara)
Tsipelina
Marika: Hanova araka ny hitan'ny maso Fanovana avy amin'ny finday Fiovana tamin'ny alalan'ny tranonkala finday Modification sur mobile avancée
Andalana faha-1:
Ny [[konsily|'''konsily''',]] izay atao hoe koe [[Konsily|'''sinoda''']], dia fivoriam-ben' ny [[eveka]] katolika na ortodoksa izay anapahana ny [[tenim-pinoana]] sy ny [[foto-pampianarana]] ary ny fitsipi-pifehezana hiainan' ny Fiangonana. Ny [[Apostoly]] no heverina fa nanao [[Konsily tao Jerosalema|konsily voalohany tany Jerosalema]] (taona 49 taor. J.K.). Tsy isaina ao amin' ny filaharan' ny konsily io fivorian' ny [[Apostoly roa ambin'ny folo|Apostoly]] io. Ny emperora no nampiantso konsily tamin' ny voalohany, taty aoriana dia ny Papa no manao izany. Ny [[Konsily voalohany tao Nikea]] no konsily voalohany teo amin' ny Fiangonana taorian' ny andron' ny Apostoly. Manam-pahefana amin' ny Fiangonana ny zavatra tapaka amin' ny konsily.
 
Misy anefa konsily sasany izay tsy eken' ny fiangonana sasany aorian' ireo fivakisan' ny Fiangonana teo amin' ny tantara. Ny [[Protestantisma|Fiangonana protestanta]] sy ny [[Anglikanisma|Fiangonana anglikana]] dia tsy manaiky afa-tsy ny fahefan' ny konsily telo volohany, ny [[Fiangonana ortodoksa tandrefana]] ny fito voalohany, ary ny [[Katolisisma|Fiangonana katolika]] dia manaiky ny fahefan' ny ankamaroan' ny konsily rehetra.
 
== Fiforonan-teny ==