Apôkrifan' ny Baiboly: Fahasamihafan'ny versiona

Contenu supprimé Contenu ajouté
Zithal (dinika | fandraisan'anjara)
Tsipelina
Marika: Hanova araka ny hitan'ny maso Fanovana avy amin'ny finday Fiovana tamin'ny alalan'ny tranonkala finday Modification sur mobile avancée
Zithal (dinika | fandraisan'anjara)
k Tsipelina
Marika: Hanova araka ny hitan'ny maso Fanovana avy amin'ny finday Fiovana tamin'ny alalan'ny tranonkala finday Modification sur mobile avancée
Andalana faha-7:
 
== Fampiasana ny teny hoe a''pokrifa''==
Tsy mitovy ny fadraisanafandraisana sy ny fampiasana ny teny hoe ''apôkrifa'' na ''apokryfa'' eo amin'ny [[Protestantisma|fiangonana protestanta]] sy ny [[fivavahana jiosy]] an-daninyandaniny ary ny [[Katolisisma|fiangonana katolika]] sy ny [[Kristianisma ortodoksa|fiangonana ortodoksa]] an-kilanyankilany. Noho izany dia samy manana izay boky ataony hoe "apokrifa" ny fiangonana tsirairay. Nefa ny hoe "[[Pseodepigrafa (protetantisma)|pseodepigrafa]]" amin' ny Protestanta no mitovy amin' ny hoe "apôkrifa" ao amin' ny fiangonana katolika sy ny fiangonana ortodoksa.
 
=== Boky apokrifa amin' ny Protestanta sy ny Jiosy ===
Ataon' ny Protestanta hoe apokrifa ireo boky ao amin' ny [[Testamenta Taloha]] hita ao amin'ny [[Baiboly katolika]] sy [[Baiboly ortodoksa|Baiboly orthodoksa]] sady atao hoe [[Boky deoterokanonika|deoterokanonika]] nefa tsy voaray ho kanona ao amin' ny [[Baiboly protestanta]] sy ao amin' ny [[Tanakh|Baiboly hebreo.]] Ireto avy izy ireo:
* [[Bokin'i Jodita]]
* [[Bokin'i Tobia]]
Andalana faha-20:
* [[Bokin'ny Ekleziastika]] na Sirasida
* [[Epistilin'i Jeremia|Fanampin'ny Bokin'i Baroka]]  (Toko faha-6 ao amin'ny [[Bokin'i Baroka]]).
*[[Bokin'i Daniela#Ny tantaran’i Sozana sy ny sampin’i Babilona (Dan. 13 – 14)|Fanapin'ny Bokin'i Daniela]] (Toko faha-13 sy faha-14 ao amin' ny [[Bokin'i Daniela]]).
 
Ny boky nifotorana misy an' ireo "fanampiny" ireo dia tsy voasoratra ao amin' ny [[Tanakh|Baiboly hebreo]] ampiasaina amin' izao fotoana izao fa tamin' ny Baiboly amin' ny teny grika atao hoe [[Septoaginta]]. Ny boky hafa rehetra, izay sady tsy kanonika no tsy apokrifa, dia ataon' ny Protestanta hoe pseodepigrafa.
 
=== Boky apokrifaapokrifan' ao amin'ny Baiboly katolika ===
Amin'ny Katolika ny boky atao hoe apokrifa dia ireo boky sady tsy [[Boky protokanonika|protokanonika]] no tsy [[Boky deoterokanonika|deoterokanonika]] - dia ireo ataon' ny Protestanta hoe pseodepigrafa. Ny teny hoe ''apokrifa'' sy ''pseodepigrafa'' anefa tsy voatery hitovy hevitra. Tsy misy lisitra raikitra momba ireo boky ireo fa ireto misy ohatra vitsy amin' izany:
 
* [[Boky fahatelon'ny Makabeo]]
Andalana faha-31:
* [[Salamon'i Salomona|Salamon'i Solomona]]
 
Ny ankamaroan' ny boky apokrifa (amin'ny hevitr' io teny io ho an' ny Katolika sy ny Ortodoksa) dia omena manaraka eo ambany.
 
== Apokrifan'ny Testamenta Taloha sy apokrifa kristiana ==