Jôsefa (vadin' i Maria): Fahasamihafan'ny versiona

Contenu supprimé Contenu ajouté
Zithal (dinika | fandraisan'anjara)
k Rohy
Marika: Hanova araka ny hitan'ny maso Fanovana avy amin'ny finday Fiovana tamin'ny alalan'ny tranonkala finday
Zithal (dinika | fandraisan'anjara)
k Nameno
Marika: Hanova araka ny hitan'ny maso Fanovana avy amin'ny finday Fiovana tamin'ny alalan'ny tranonkala finday Modification sur mobile avancée
Andalana faha-1:
[[Sary:Scuola veneta - Altare di San Giuseppe, già di San Marco - Santi Giovanni e Paolo.jpg|vignette|273x273px|I Josefa mitrotro an'i Kristy ]]
I [[Josefa (vadin'i Maria)|'''Josefa''']] dia lehilahy jiosy izay lazain'ny [[Filazantsara sinoptika]] fa taranak'i [[Abrahama]] sy ny mpanjaka [[Davida (Baiboly)|Davida]]. Fofombadin'i [[Maria (renin'i Jesoa)|Maria]] izay bevohoka noho ny asan'ny [[Fanahy Masina]] ary avy naka vady an'i Maria taloha kelin'ny nahaterahan'i [[Jesosy]] izy ka lasa ray mpitaiza an'i Jesosy izy fa tsy ray niteraka azy. Asehon'ny [[Filazantsara]] ho "lehilahy marina" izay nandray an'i Maria sy ny zanany izy rehefa nandre ny hafatry ny [[anjely]] [[Gabriela (arikanjely)|Gabriela]]. Mpandrafitra i Josefa, araka ny Filazantsara. Voaresaka ao koa ny niakarany tany Jerosalema tamin'ny faha-12 taonan'i Jesosy tany amin'ny [[Tempolin'i Jerosalema|Tempoly]] ka izany no niresahana azy farany. Miresaka ny amin'i Josefa koa ny [[Apokrifan'ny Baiboly|boky apokrifa]] sasany.
 
== Ny anarany ==