Hoala Persika: Fahasamihafan'ny versiona

Aucun changement de taille ,  il y a 2 ans
tsy misy ambangovangom-panovana
k (nanova ny anaran'i Helodrano persika ho Helodrano Persika i Thelezifor)
Aucun résumé des modifications
[[Sary:PersianGulf vue satellite du golfe persique.jpg|vignette|Sarin'ny Helodrano Persika azo an-tsatelita. ]]
Ny '''helodranoHelodrano persikaPersika''' dia [[helodrano]] ao amin'ny [[Ranomasimbe Indiana]] mihazo ny morontsirak'i [[Omàna]], ny [[Emirata Arabo Mitambatra]], [[Arabia Saodita]], [[Katara]], [[Bareina]], [[Koety]], [[Iràka]] ary [[Iràna]].
 
Tokony ho 233.000 km<sup>2</sup> eo ho eo ny velarany, 800 km ny halavany ary 80 ka hatramin'ny 120 km eo ho eo ny sakany. Any amin'ny farany andrefany ny [[vinany]] ivarinan'ny ony [[Arvandrud]] (na [[Shatt al-'Arab]]), izay fifanenan'ny ony [[Tigra (ony)|Tigra]] sy [[Eofrata]].
28 591

modifications