Hoala Persika: Fahasamihafan'ny versiona

Contenu supprimé Contenu ajouté
Rondro (dinika | fandraisan'anjara)
Aucun résumé des modifications
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
Nanisy sary
Andalana faha-1:
[[Sary:PersianGulf vue satellite du golfe persique.jpg|vignette|Sarin'ny Helodrano Persika azo an-tsatelita. ]]
Ny '''helodrano persika''' dia [[helodrano]] ao amin'ny [[ranomasimbeRanomasimbe indianaIndiana]] mihazo ny morontsirak'i [[OmanOmàna]], ny [[EmiràEmirata Arabo mitambatraMitambatra]], [[Arabia Saodita]], [[KatarKatara]], [[BarainaBareina]], [[Koety]], [[IrakaIràka]] ary [[IranIràna]].
 
Tokony ho 233.000 km<sup>2</sup> eo ho eo ny velarany, 800 km ny halavany ary 80 ka hatramin'ny 120 km eo ho eo ny sakany. Any amin'ny farany andrefany ny [[vinany]] ivarinan'ny ony [[Arvandrud]] (na [[Shatt al-'Arab]]), izay fifanenan'ny ony [[Tigra (ony)|Tigra]] sy [[EfrataEofrata]].
 
Ao andrefana kosa no misy ny [[hetin'i Hormuza]] izay mampifandray ny helodrano Persika amin'ny [[helodranon'i OmanOmàna]], ary avy eo ny [[ranomasimbe]].