Fanahy Masina: Fahasamihafan'ny versiona

Contenu supprimé Contenu ajouté
Zithal (dinika | fandraisan'anjara)
k Rohy
Marika: Hanova araka ny hitan'ny maso Fanovana avy amin'ny finday Fiovana tamin'ny alalan'ny tranonkala finday
Zithal (dinika | fandraisan'anjara)
k Nanitsy
Marika: Hanova araka ny hitan'ny maso Fanovana avy amin'ny finday Fiovana tamin'ny alalan'ny tranonkala finday Modification sur mobile avancée
Andalana faha-1:
Ny [[Fanahy Masina|'''Fanahy''' '''Masina''']], araka ny finoana [[Jodaisma|jiosy]] sy [[Kristianisma|kristiana]], dia ny fanahin’Andriamanitra, izay heryherin'Andriamanitra anatanterahany ny zavatra kasainy hatao hatramin’ny [[Famoronana]] izao tontolo izao ka hatramin’izao. Hita ombieniombieny ny firesahana ny Fanàhy Masina ao amin’ny [[Baiboly]].
 
Ao amin’ireo Fiangonana kristiana be mpanaraka sy mitazona ny [[tenim-pinoana]] (dogma) mahazatra ([[Katolisisma|katolika]] sy [[Kristianisma ortodoksa|ortodoksa]] ary ny ankamaroan’ny [[Protestantisma|protestanta]]) dia tsy hery fotsiny ihany ny Fanahy Masina fa [[Persona (teolojia)|persona]] fahatelon’Andriamanitrafahatelon’ Andriamanitra, manampy ny [[Andriamanitra Ray|Ray]] sy ny [[Andriamanitra Zanaka|Zanaka]] ao amin’ny [[Trinite]]. Ny taranja [[Teolojia|teolojika]] andinihana sy ampianarana ny amin’ny Fanahy Masina dia ny [[Pneomatolojia]].
 
== Jereo koa: ==