Bokin' i Amôsa: Fahasamihafan'ny versiona

Contenu supprimé Contenu ajouté
Zithal (dinika | fandraisan'anjara)
k Tsipelina
Marika: Hanova araka ny hitan'ny maso Fanovana avy amin'ny finday Fiovana tamin'ny alalan'ny tranonkala finday Modification sur mobile avancée
Zithal (dinika | fandraisan'anjara)
Tsipelina
Marika: Hanova araka ny hitan'ny maso Fanovana avy amin'ny finday Fiovana tamin'ny alalan'ny tranonkala finday Modification sur mobile avancée
Andalana faha-14:
 
== Fizarànan’ny boky ==
Azo zaraina efatra ny Bokin’iBokin’ i Amosa: ny hamalian’Andriamanitrahamalian’ Andriamanitra ny helok’ireohelok’ ireo firenana (1.1 – 2.16); ny handravana an’ian’ i Isiraely sy an’ian’ i Samaria (3.1 – 6.14); ireo fahitana naseho an’ian’ i Amosa (7.1 – 9.10); Andriamanitra mahefa ny zava-drehatra i [[Iahveh]] ka hamerina an’ian’ i Israely amin’nyamin’ ny fiadanany indray (9.5 – 9.15).
 
=== Hovalian’AndriamanitraHovalian’ Andriamanitra ny helok’ireohelok’ ireo firenena (1.1 – 2.16) ===
 
* Hovalian’AndriamanitraHovalian’ Andriamanitra ny fahotan’ireofahotan’ ireo firenena [[jentilisa]] enina (1.1 – 2.3). Ireto avy ireo firenena ireo : i [[Siria (faritra)|Siria]], i [[Filistia]], i [[Foinikia]], i [[Edoma]], i [[Amona (fanjakana)|Amona]] ary i [[Moaba (fanjakana)|Moaba]].
* Hovalian’AndriamanitraHovalian’ Andriamanitra toraka izany koa i JodaJodà sy i IsiraelyIsraely (2.4 – 2.16)
 
=== Horavàna i IsiraelyIsraely sy i Samaria renivohiny (3.1 – 6.14) ===
 
* Horavana noho ny fahotany i IsiraelyIsraely (3.1 – 3.15)
* Hohelohina i Israely fa tsy mibebaka (4.1 – 4.13)
* Horavàna ny Fanjakan’iFanjakan’ Isiraelyi Israely (5.1 – 6.14)
 
=== Ireo fahitan’ifahitan’ i Amosa sy hafatra hafa fanampin’izanyfanampin’ izany (7.1 – 9.10) ===
 
* Ireo fahitana telo voalohany: ny valala sy ny haintany ary ny fira-potsy (7.1 – 7.9)
* Nanaratsy an’ian’ i [[Amosa]] tany amin’nyamin’ ny mpanjaka i [[Amazia]]
* Ny fahitana fahefatra: ilay harona feno voankazo (8.1 – 8.3)
* Hosazian’AndriamanitraHosazian’ Andriamanitra i IsiraelyIsraely ka hijaly ao anaty aizina sy fisaonana (8.4 – 8.14)
* Ny fahitana fahadimy: ny fianjeran’nyfianjeran’ ny fitoerana masina (9.1 – 9.4)
 
=== Hanasazy nefa mampanantena ho avy mamirapiratra (9.5 – 9.15) ===
 
* Iahveh Sabaoth no anaran' Andriamanitra (9.5 – 9.6)
* I Iahveh no Andriamanitra (9.7 – 9.10)
* Ny hoavy mamiratr’imamiratr’ Isiraelyi Israely (9.11 – 9.15)
 
== Jereo koa: ==