Bokin' i Amôsa: Fahasamihafan'ny versiona

Contenu supprimé Contenu ajouté
Zithal (dinika | fandraisan'anjara)
k Rohy
Marika: Hanova araka ny hitan'ny maso Fanovana avy amin'ny finday Fiovana tamin'ny alalan'ny tranonkala finday Modification sur mobile avancée
Zithal (dinika | fandraisan'anjara)
Rohy
Marika: Hanova araka ny hitan'ny maso Fanovana avy amin'ny finday Fiovana tamin'ny alalan'ny tranonkala finday Modification sur mobile avancée
Andalana faha-5:
 
=== Ny mpanoratra ===
Heverin’nyHeverin’ ny maro fa ny mpaminany [[Amosa]] na [[Amosa|Amôsy]] no nanoratra ny Bokin’iBokin’ i Amosa na Bokin' i Amôsy. Nefa manalasala ny hilazana fa izy irery ihany no nanoratra azy manontolo noho ny fisian’nyfisian’ ny andalan-dahatsoratra sasany izay tsy milahatra ara-potoana tsara sy ny fisian’ireofisian’ ireo andalana fankalazana an’Andriamanitraan’ Andriamanitra (4.13; 5.8-9; 9.5-6) izay mety natovana taty aoriana mba handrindrana ny famakiana ny boky amin’nyamin’ ny fanompoam-pivavahana taty aoriana.
 
=== Ny fotoana nanoratana ===
Araka ny lovantsofina dia tany amin’nyamin’ ny taonjato faha-9 tal. J.K. no nanoratana ny Bokin’iBokin’ i Amosa. Ny faminaniana ny amin’iamin’ i [[Tiro]] sy i [[Edoma]] (1.9-12) ary i JodaJodà (2.4-5) anefa dia hoatry ny nosoratana taorian’nytaorian’ ny [[Fahababoana tany Babilona|Fahababoana]].
 
== Ny anaran'ilay boky ==