Amôsa: Fahasamihafan'ny versiona

Contenu supprimé Contenu ajouté
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
Aucun résumé des modifications
Zithal (dinika | fandraisan'anjara)
k Rohy
Marika: Hanova araka ny hitan'ny maso Fanovana avy amin'ny finday Fiovana tamin'ny alalan'ny tranonkala finday Modification sur mobile avancée
Andalana faha-1:
[[Sary:Amos-prophet.jpg|vignette|''Ny mpaminany Amosa,'' sary rosiana tamin'ny taonjato faha-18.]]
I '''Amosa''' dia [[mpaminanin'i Israely]] voalaza ao amin' ny [[Baiboly|Baiboly,]] izay niasa tamin' ny andron' i [[Jeroboama II]] mpanjakan' i Israely sy tamin'iny ny andron' i [[Ozia]] mpanjakan' i Joda[[Fanjakan'i Jodà|Jodà]], izany hoe tamin' ny taona 750 tal. J.K. Talohan' ny naha mpaminany azy dia mpiandry ondry tao amin' ny tanàna kely atao hoe Tekoa, akaikin' i [[Jerosalema (Andro Taloha)|Jerosalema]], ao amin'ny [[Fanjakan'i Joda]] tany atsimo izy, nefa naminany tany amin' ny [[Fanjakan'i Israely (Samaria)|Fanjakan'i Israely]] tany avaratra. Nitsikera ny zavatra nataon' ireo mpanan-karena sy ireo mpihatsaravelatsihy ary ireo [[mpanompo sampy]] izy tamin' ny asa faminaniana nataony. Izy no ataon' ny lovantsofina jiosy ho nanoratra ny [[Bokin'i Amosa]].ao amin'ny [[Testamenta Taloha]] ao amin' ny [[Baiboly]].
 
== Ny anarany ==