Fiteny alemàna: Fahasamihafan'ny versiona

Contenu supprimé Contenu ajouté
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
Niala ny fanovàna 691172 nataon'i 213.125.59.34 (resaho)
Marika: Annulation
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
Nanitatra
Andalana faha-1:
[[Sary:AlthochdeutscheSprachräume962 Box.jpg|thumb|ankavanana|250px|'''Fiteny alemainaialemàna''']]
 
Ny '''fiteny alemàna''' dia isan'ireo [[fiteny indo-eoropeana]] ao amin'ny sampana andrefan'ireo [[fiteny jermanika]]. Noho izy io manana fitenim-paritra maro dia lasa fiteny-tafo (''Dachsprache'') ny fiteny alemàna. Atao hoe ''Deutsch'', vakina hoe /ˈdɔʏtʃ/, io fiteny io amin'ny fiteny alemàna.
Ny fiteny '''Alemana''' dia [[fiteny]] any [[Alemaina]], [[Soisa]], [[Aotrisy]], [[Belzika]], [[Loksemborga]] sy [[Italia]].
 
Nanomboka tamin'ny tapany voalohany amin'ny Andro Antenantenany ny tantaran'ny fiteny alemàna amin'ny maha fiteny miavaka amin'ny fiteny jermanika andrefana hafa azy, tamin'ny vanim-potoana faharoan'ny fiovan-drenifeo.
 
Amin'izao taonjato faha-21 izao dia misy mpiteny any amin'ny 100 000 000 ny ny fiteny alemàna izay miparitaka ao Eoropa, ka mahatonga azy ho fiteny be mpampiasa indrindra ao amin'ny Vondrona Eoropeana. Ny fiteny alemana dia fiten'ny olona any [[Alemaina]], [[Soisa]], [[Aotrisy]], [[Belzika]], [[Loksemborga]] ary [[Italia]].
 
<br />
[[Sokajy:Alemaina]]
[[Sokajy:Fiteny|Alemana]]