Foto-pampianarana: Fahasamihafan'ny versiona

Contenu supprimé Contenu ajouté
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
Aucun résumé des modifications
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
Aucun résumé des modifications
Andalana faha-1:
Ny '''foto-pampianarana''' dia fitambaran'ny fiheverana momba ny laminrijan-kevitra apetraky ny mpanoratra na ny vondro-mpanoratra ho marina. Ny foto-pampianarana dia mety ho heverina indraindray ho mamitaka, tsara lahatra ka marina ivelany fotsiny, na tsy manome fahafahana hiady hevitra fa ekena tsotra izao (dogmatika), arakaraka ny fiaviany izay mety ho ara-[[Fivavahana|pivavahana]] na ara-[[Fedrà|pedrà]]. Ny foto-pampianarana dia misy lafiny ara-pirehan-kevitra sady mety mahakasika ny politika, ny lalàna, ny toekarena, ny fivavahana, ny filozofia, ny siansa, ny fiarahamonina, ny tafika, sns.