Prôtestantisma eto Madagasikara: Fahasamihafan'ny versiona

Contenu supprimé Contenu ajouté
Zithal (dinika | fandraisan'anjara)
k Rohy
Marika: Hanova araka ny hitan'ny maso Fanovana avy amin'ny finday Fiovana tamin'ny alalan'ny tranonkala finday Modification sur mobile avancée
Zithal (dinika | fandraisan'anjara)
Aucun résumé des modifications
Marika: Hanova araka ny hitan'ny maso Fanovana avy amin'ny finday Fiovana tamin'ny alalan'ny tranonkala finday Modification sur mobile avancée
Andalana faha-94:
 
=== Ny fikambanana sy ny fiombonana ===
Mikambana ao amin'ny [[Fiombonan'ny Fiangonana Protestanta eto Madagasikara]] (FFPM) ireo fiangonana protestanta lehibe roa dia ny ny Fiangonana Loterana Malagasy sy ny Fiangonan'i Jesoa Kristy eto Madagasikara. Izany fiombonana izany dia tanterahina amin'ny fiaraha-mivavaka sy fananganana sehatra na fotodrafitrasa iraisana ara-tsosialy (indrindra ny fampianarana sy ny fitsaboana). Samy mampiasa ny [[Baiboly protestanta amin'ny teny malagasy|Baiboly protestanta]] ireo Fiangonana ireo ary iombonany koa ny fampiasana boky fihirana sy tiona FFPM. Manana ny lalàm-panorenany manokana sy ny fitsipi-piaraha-miasany ary ny biraony ny FFPM.
 
Ny FJKM sy ny FLM ary ny EEM dia miombonampikambana ao amin'ny [[Fiombonan'ny Fiangonana Kristiana eto Madagasikara]] (FFKM) miaraka amin'ny [[Eglizy Katolika Apostolika Romana (Madagasikara)|Eglizy Katôlika Apôstolika Rômanina]] (EKAR).
 
== Jereo koa: ==