Filaza isa (fitsipiteny): Fahasamihafan'ny versiona

Contenu supprimé Contenu ajouté
Zithal (dinika | fandraisan'anjara)
k Rohy
Marika: Hanova araka ny hitan'ny maso Fanovana avy amin'ny finday Fiovana tamin'ny alalan'ny tranonkala finday
Zithal (dinika | fandraisan'anjara)
k Tsipelina
Marika: Hanova araka ny hitan'ny maso Fanovana avy amin'ny finday Fiovana tamin'ny alalan'ny tranonkala finday Modification sur mobile avancée
Andalana faha-1:
Ny '''[[Filaza isa (fitsipiteny)|filaza isa]]''' dia marika amin'ny [[teny]] izay milaza na tokana na maro sns ny zavatra tondroina amin'io teny io na amin'ny teny mifandray aminy. Arakaraka ny [[fiteny]] no mety hahitana filaza isa amin'ny [[sokajin-teny]] iray ka ny fahita matetika ao amin'ireo fiteny eoropeana dia ny [[anarana]], ny [[Mpamaritra (fitsipiteny)|mpamaritra]], ny [[Mpisolo tena (fitsipiteny)|mpisolo tena]] ary ny [[matoanteny]] tanisaina amin'ny [[Filaza (fitsipiteny)|filaza]] sasany. Ao amin'ny teny misy filaza isa dia miova endrika ilay marika ka ao ny endrika milaza tokana sy ny endrika milaza maro. Amin'ny fiteny sasany dia misy koa ny endrika milaza roa na milaza telo na milaza efatra aza. Ao amin'ny [[Fiteny malagasy|fiteny malagasy]] dia sokajin-teny vitsy no ahitana filaza isa ka isan'izany ny mpisolo tena (ohatra: ''izaho'' vs ''isika/izahay'') sy ny [[Mpisolo tompon-javatra|mpisolo tompon-javatra]] (ohatra: ''anao'' vs ''anareo'') ary ny [[Mpisolo manondro|mpisolo manondro]] (ohatra: ''io'' vs ''ireo''). Ao amin'ny [[Fiteny frantsay|fiteny frantsay]] dia isan'ireo sokajin-teny ahitana ny mariky ny filaza isa ny anarana (ohatra: ''cheval'' vs ''chevaux''), ny [[mpamari-toetra]] (ohatra: ''matinal'' vs ''matinaux''), ny mpisolo tena (ohatra: ''je'' vs ''nous'') ary ny [[matoanteny]] (ohatra: ''il va'' vs ''ils vont'').
 
== Jereo koa: ==