Anarana: Fahasamihafan'ny versiona

Contenu supprimé Contenu ajouté
Zithal (dinika | fandraisan'anjara)
kAucun résumé des modifications
Marika: Hanova araka ny hitan'ny maso Fanovana avy amin'ny finday Fiovana tamin'ny alalan'ny tranonkala finday Modification sur mobile avancée
Zithal (dinika | fandraisan'anjara)
k Tsipelina
Marika: Hanova araka ny hitan'ny maso Fanovana avy amin'ny finday Fiovana tamin'ny alalan'ny tranonkala finday Modification sur mobile avancée
Andalana faha-45:
 
==== Filaza isa ====
Mety hiovaova endrika na handray marika arakaraka ny isan'ny zavatra tondroina aminy ny anarana (tokana, maro, sns) nefa tsy ny teny[[fiteny]] rehetra no ahitana izany. Izany no atao hoe [[Filaza isa (fitsipiteny)|filaza isa]]. Amin'ny fiteny sasany dia ilaina amin'ny fifehezana ny fampiasana azy ny mahafantatra ny endrika milaza tokana sy ny endrika milaza maro sns. Ohatra, ao amin'ny [[Fiteny frantsay|fiteny frantsay]] dia milaza tokana ny anarana hoe ''cheval'' ("soavaly iray") fa milaza maro kosa ny hoe ''chevaux'' ("soavaly maro"). Ao amin'ny fiteny sasany toy ny [[fiteny bretona]], ny [[fiteny litoaniana]], ny [[fiteny slovena]], ny [[fiteny soràba]], ny [[Fiteny sanskrity|fiteny sanskrita]], ny [[Fiteny hebreo|fiteny hebreo]], ny [[Fiteny arabo|fiteny arabo]] dia ahitana koa ny endrika milaza roa. Misy aza ny fiteny ahitana ny endrika milaza telo na milaza efatra.
 
==== Kilahivavy sy kilasin'anarana ====