Ulrich Zwingli: Fahasamihafan'ny versiona

Contenu supprimé Contenu ajouté
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
kAucun résumé des modifications
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
Aucun résumé des modifications
Andalana faha-41:
=== Ny eokaristia na fanasan'ny Tompo ===
[[Sary:MartinLuther UlrichZwingli.JPG|vignette|I Zwingli sy i Lotera]]
Mitovitovy amin'ny fiheverany batisa ny fiheverany ny [[eokaristia]]. Nandritra ny ady hevitra ifanatrehana (latina: ''diputatio'') nifanaovany tao Zurich tamin'ny taona 1523 dia notsipahiny ny fisian'ny [[Fisoronana|sorona]] tokoa mandritra ny [[sorona masina]] (lamesa), ka nanazava izy fa i [[Kristy]] dia natao sorona tokana indray mandeha monja ho an'ny fotoana rehetra. Ny eokaristia dia "fahatsiarovana ny sorona". Araka izany heviny izany no nampandrosoany ny fomba fijeriny, ka nanaovany tsoa-kevitra ny amin'ny fanaovana fivoasana ara-pamantarana ireo teny anorenana ny [[fanasan'ny Tompo]]. Maro ireo andalana ao amin'ny Soratra Masina raisin'i Zwingli hanoherana ny "[[fiovan-draha]]" (transsobstansiasiona) nampianarinsahala amin'ny nataon'i [[Lotera]] koa, ka ny andalana ampiasainy amin'izany dia ao amin'ny [[Filazantsara araka an'i Jaona]] (Jao. 6.63). Ny fomba fijerin'i Zwingli sy ny fivoasany ny Soratra Masina amin'ny fanakarany ny hevitry ny eokaristia dia antony iray tsy nampisy fifanarahana teo aminy sy i Lotera.
 
== Jereo koa ==