Ulrich Zwingli: Fahasamihafan'ny versiona

Contenu supprimé Contenu ajouté
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
Aucun résumé des modifications
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
Aucun résumé des modifications
Andalana faha-1:
{| class="wikitable"
|
|-
| colspan="2" |<big>'''Ulrich Zwingli'''</big>
{| class="wikitable"
|
|
|}
|-
| colspan="2" |<big><big>Ankapobeny</big></big>
|-
|'''[[Anarana]]'''
|Ulrich Zwingli
|-
|'''[[Teraka]]'''
|10 Janoary 1484
|-
|'''Maty'''
|21 Oktobra 1531
|-
| colspan="2" |<big><big>Fiaviana sy ny andraikitra</big></big>
|-
|'''[[Firenena]]'''
|Soisa
|-
|'''[[Asa]] :'''
|''Tsy fantatra''
|-
| colspan="2" |<big><big>Fiainana manokana</big></big>
|-
| colspan="2" |
|}
'''Ulrich Zwingli''' dia mizaka ny zom-pirenen'i [[Soisa]] teraka ny 10 Janoary 1484 ary maty ny 21 Oktobra 1531. Isan'ireo nandray anjara voalohany tamin'ny [[Reformasiona]] i Zwingli.
 
== Jereo koa ==
 
* [[Biôgrafia]]
 
=== Rohy ivelany ===
I '''Ulrich Zwingli''' dia [[Teolojia|teolojiana]] soisa sady mpitarika ny [[Reformasiona]] protestanta tany [[Soisa]], teraka tao Wildhaus tamin'ny 1 Janoary 1484 ary maty tamin'ny 11 Oktobra 1531 tao Kappel am Albis. Niasa amin'ny maha [[pretra]] katollika azy izy tao amin'ny paroasy maro, ka isan'izany i Glaeis sy i Einsiedeln izay niadiany tamin'ny fivavahana amin'i Maria ([[mariolatria]]), talohan'ny hieritreretany fa ilaina ny hanaovana fanitsiana (na fanavaozana na reformasiona) faobe ny Fiangonana. Tamin'ny taona 1523 izy dia nametraka ny fanavaozam-pivavahana tao amin'ny tanànan'i Zurich.