Ulrich Zwingli: Fahasamihafan'ny versiona

Contenu supprimé Contenu ajouté
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
Nanitsy
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
Niala ny fanovàna 976339 nataon'i Thelezifor (resaho)
Marika: Annulation
Andalana faha-1:
I '''Ulrich Zwingli''' dia [[Teolojia|teolojiana]] soisa sady mpitarika ny [[Reformasiona]] protestanta tany [[Soisa]], teraka tao Wildhaus tamin'ny 1 Janoary 1484 ary maty tamin'ny 11 Oktobra 1531 tao Kappel am Albis. Niasa amin'ny maha [[pretra]] katollika azy izy tao amin'ny paroasy maro, ka isan'izany i Glaeis sy i Einsiedeln izay niadiany tamin'ny fivavahana amin'i Maria ([[mariolatria]]), talohan'ny hieritreretany fa ilaina ny hanaovana fanitsiana (na fanavaozana na reformasiona) faobe ny Fiangonana. Tamin'ny taona 1523 izy dia nametraka ny fanavaozam-pivavahana tao amin'ny tanànankantôn'i Zurich.
 
Ny mampiavakampamiavaka ny [[teolojia]]<nowiki/>nteolojian'i Zwingli dia ny fitsikerany ny fototra anorenana ny [[sakramenta]]: aminy ny [[batisa]] dia famantarana ary ny [[eokaristia]]eokeristia dia fahatsiarovana, fa tsy misy fanatrehan'i [[Kristy]]. Rehefa tsy nahomby intelo ny konferansa nataony mba handresen-dahatra ny mpitondra katolika mba hanitsyhanavao ny Fiangonana katolika iray manontolo dia nesorina daholo ny sary masina rehetra tao amin'ny fiangonan'i Zurich araka ny fanapahan'ny mpanapaka ny tanàna tao Zurich. Nanao izay hanjakan'ny reformasiona eran'i Soisa i Zwingli sy ny mpomba azy, eny fa hatramin'ny fampiasana ny tafika miaramila aza nanoloana ny fanoheran'ireo tanàna tsy niala amin'ny maha katolika azy sakaizan'i [[Aotrisy]], ka izany no nahafaty azy rehefa resy an'ady tao Kappel ny tafika nisy azy.
 
I Zwingli no niandohan'ny fiforonan'ireo Fiangonana nohavaozina ao Soisa alemanika. Izy no filamatra ara-tantara eo amin'ny protestantisma liberaly.
 
== Fotoana nandrantoan'i Zwinglinandrantovana fianarana ==
NandritraNadritra ny fianarany i Zwingli dia nandray fatratra ny toe-tsaina nanjakanannjaka tamin'ny andron'ny Fifohazana ara-tsaina (Renaissance), dia ilay atao hoe [[homanisma]]. Natao ordinasiona ho pretra izy tamin'ny taona 1505 ka notendrena hiasaho aotao amin'ny tananànan'i Glaris. Indroa i Zwingli no nampivavaka ny miaramila tany an'ady tao amin'ny tafik'i Glaris, izay nahitana mpikaraman'ady tamin'ny tafika eoropeana. Izany no nahatonga an'i Zwingli hiampanga ampahibemaso ny asan'nyfikaramana mpikaraman'ady, ka tsy tian'ny lohandohany teo amin'ny tanàna izany. Tamin'ny taona 1516 dia nanaiky ny hiasa ho curé any Einsiedeln any atsimonatsipmon'i Zurich izy.
 
Nandritra ny fotoam-piasany tao Einsiedeln dia nanomboka nahatsapa fangirifiriana vokatry ny fanaon'ny Fiangonana katolika i Zwingli. Tamin'ny taona 1516 dia namaky ny dikan-tenin'ny [[Testamenta Vaovao]] amin'ny [[teny latina]] nataon'i Erasmus von Rotterdam (frantsay: ''Erasme'')Erasma izy diaka nadikany tao amin'ny boky kely fanoratany izany ka nataony tsianjery. Nanambara i Zwingli raha nitory teny fa ny fampianarana sy ny fanaon'ny EglizyFiangonana dia miala lavitra ny kristianisma voalohany izay niankina tamin'ny [[Soratra Masina]], notohanany tamin'ny lahatsoratra voadikany sy tamin'ny andalana nalainynaainy tao amin'ny [[Baiboly]] izany. Isan'ireo fomba notsikerain'i Zwingli ireo ny fitsaohana ny olo-masina sy ny sisan-javatra navelan'ny olo-masina (relika), ny fampnantenana fanasitranana mahagaga ary ny fanararaotam-pahefana nataon'ny mpitondra fivavahana tamin'ny fampiasana ny [[indolzansy]]. Nahatonga azy halaza izanyIzany fianteherana amin'ny fahefan'ny Soratra Masina izany dia nahatonga azy halaza, ka tamintamiln'ny 1 Janoary 1519 izy dia notendrena ho pretra tao amin'ny Katedralin'i Zurich izy.
 
== Ny fanavaozam-pivavahana ==
Ivontoeran'ny fisainana homanista i Zurich sady nampanjaka ny fanao izay mametra ny fahefan'ny Fiangonana ivelan'ny Fiangonana. Nanao famelabelarana, amin'ny teny azon'ny olona fa tsy amin'ny tany latina, ireo lahatsoratry ny Baiboly amin'ny teny fototra, dia ny [[teny hebreo]] sy ny [[teny grika]], i Zwingli tao amin'ny Katedralin'i Zurich , ka noraisiny isan-toko sa isam-boky izany, ka ny Filazantara araka an'i Matio no nanombohany izany. Izany fandikana am-bava ny lahatsoratra fototryny Baiboly izay dia tsy fanaon'ny Fiangonana, satria ny pretra dia manoratra ny toriteny hataony avy amin'ny fivoasana ny dikan-tennin'ny Baiboly amin'ny [[teny latina]], dia ny [[Volgata]] izany, sy amin'ny fivoasana ny soratr'ireo [[Rain'ny Fiangonana]]. Nanomboka tamin'ny taona 1519 dia efa nnisy ny nanonta printy ny hevi-baovaon'i Zwingli izay niparitaka hatrany ivalenan'i Zurich.
 
Tamin'ny taona 1519 ihany i Zwingli dia namaky voalohany ny soratr'i [[Martin Lotera]]. Nankahery azy ny fomba hentitra nitsikeran'i Lotera ny fisian'ny ambaratonga masina tao amin'ny fiangonana alemàna ka nandresy lahatra ny filankevitry ny tanàna i Zwingli tamin'nyy taona 1520 mba hanafoana ireo fanerena ara-pivavahana izay tsy araka ny [[Soratra Masina]]. Isan'izany fanerena ireo ny fandrarana nataon'ny Fiangonana ny tsy fahazoa-mihinan-kena amin'ny fotoan'ny [[karemy]]. Tamin'ny taona 1522 dia maro ireo mpianatr'i Zwingli no nosamborina satria nandika an-tsitra-po izany fitsipika izany. Niaro azy ireo mafy i Zwingli ka nafahana izy ireo nefa nisy ny fanasaziana am-panoharana natao ho onitr'izany.
 
Natsahatry ny papa Adriano VI tsy hitory teny i Zwingli noho izany fiheverany izany, ka nangataka tamin'ny filankevitry ny tanànan'i Zurich ny mba hanameloka azy ho mpanao [[Fampianaran-diso (fivavahana)|fampianaran-diso]] ny papa. Tamin'ny taona 1523 dia nasehonnasehin'i Zwingli teo anatrehan'ny filankevitra ny fiarovan-tenany. Nambarany tao ny fahambonian'ny Soratra Masina mihoatra ny [[tenim-pinoana]] (dogma) ampianarin'ny Fiangonana, notsikerainy ny fanompoam-pivavahana atao amin'ny sary masina sy amin'ny sisan-javatra navelan'ny maty (relika) ary amin'ny olo-masina. Nasiany teny mafy koa ny sakramentan'ny [[eokaristia]] sy ny fitovoan'ny pretra. Tamin'ny fiafaran'ny fitsarana azy dia naneho ny fiombonan-keviny tamin'i Zwingli ny filankevitry ny tanàna ka nanaisotra ny tanaàna tao amin'ny fiadidian'ny evekan'i Consance ny tanànan'i Zurich sy ny manodidina. Nanambara koa ny filankevitra fa ny fandrarana an'i Zwingli tsy hitory teny dia tsy misy fototra avy amin'ny Soratra Masina. Ireo fanapahan-kevitra ireo dia naneho ny fisafidian'ny filankevitry ny tanàna ny reformasiona. Tamin'ny taona 1524 i Zwingli dia nanambady an'i AnnaiAnna Reinhard.
 
Niova ho [[teokrasia]] i Zurich ka i Zwingli sy fiadidian-draharaha kristiana no mpitarika izany. Nisy ireo fepetra hentitra dia hentitra izay noraisina: fanovana ny monastera ho toeram-pitsaboana, fanafoanana ireo sary masina sy ny lamesa ary ny fanambaràm-pahotana (konfesy). Nanambara i Zwingli fa ny Kristiana marina dia tsy mila [[papa]] na Fiangonana akory.
 
== Fiafaran'i Zwingli ==
Andalana faha-24:
== Jereo koa ==
* [[Biôgrafia]]
*[[Martin Lotera]]
*[[Jean Calvin]]
 
===Rohy ivelany===