Ulrich Zwingli: Fahasamihafan'ny versiona

Contenu supprimé Contenu ajouté
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
Nanitatra
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
Nanitatra
Andalana faha-18:
 
Niova ho [[teokrasia]] i Zurich ka i Zwingli sy fiadidian-draharaha kristiana no mpitarika izany. Nisy ireo fepetra hentitra dia hentitra izay noraisina: fanovana ny monastera ho toeram-pitsaboana, fanafoanana ireo sary masina sy ny lamesa ary ny fanambaràm-pahotana (konfesy). Nanambara i Zwingli fa ny Kristiana marina dia tsy mila papa na Fiangonana akory.
 
== Fiafaran'i Zwingli ==
Tamin'ny taona 1529 dia bnivadika ho ady an-trano ny fifandrafiana nisy teo amin'ny tanàna tsy mitovy finoana. Tamin'ny 10 Oktobra 1531 dia nisahana fitaizam-panahy sy mpitondra fanevan'ny tafika soisa protestanta i Zwingli, ka naratra tamin'ny ady nifanaovana tao Kappel, avy eo novonoin'ny miaramila nandresy izy ny ampitson'io. Taorian'ny nahafatesany dia nitsahatra ny fielezan'ny Fanavaozam-pivavahana tany Soisa, ka ny ampahany amin'ny mponina dia Protestanta fa ny ampahany Katolika.
 
== Jereo koa ==