Volambita: Fahasamihafan'ny versiona

Contenu supprimé Contenu ajouté
Zithal (dinika | fandraisan'anjara)
Namafa soratra tsy ilaina
Marika: Hanova araka ny hitan'ny maso Fanovana avy amin'ny finday Fiovana tamin'ny alalan'ny tranonkala finday Modification sur mobile avancée
Zithal (dinika | fandraisan'anjara)
k Rohy
Marika: Hanova araka ny hitan'ny maso Fanovana avy amin'ny finday Fiovana tamin'ny alalan'ny tranonkala finday Modification sur mobile avancée
Andalana faha-6:
Tsy tokana ny laharan'ny Volambita (sy ny volana hafa rehetra miaraka aminy) fa miovaova isam-paritra na arakaraka ny mpilaza. Misy ny milaza fa volana voalohany ao amin'ny taona izy satria mifanandrify amin'ny [[lohataona]]. Ireo izay mankalaza taom-baovao malagasy lohataona dia nanapaka fa amin'ny 22 Septambra no anombohan'izany volana Volambita izany. Ny fankalazana ny fiandohan'ny lohataona dia lazan'izy ireo fa natao tamin'ny faritra maro teto Madagasikara. Misy ny milaza fa volana faha-11 izy<ref><small>[[wikt:volambita|''Wiktionary'', "Volambita"]].</small></ref>.
 
Ny Volambita [[sakalava]] koa dia tsy voatery hifanandrify tanteraka amin'ny Volambita tandroy[[antandroy]] na Volambita [[betsileo]]. Ny volana rehetra ao amin'ny lohataona dia nety natao Volambita tamin'ny fotoana faha mpanjaka, araka ny voasoratry ny mpahay tantara. Samy ao anaty lohataona ny Volambita samihafa fa tsy amin'ny fizaran-taona samy hafa.
 
Tsy manondro fari-potoana tokana ny anarana hoe ''Volambita'' sady tsy volana voalohany ao amin'ny taona ny Volambita amin'ny faritra rehetra eto Madagasikara: ao amin'ny [[Antambahoaka|foko tambahoaka]] sy [[bezanozano]] dia anaran'ny volana faha-11 ny Volambita, fa ao amin'ny [[Bara|foko bara]] kosa dia mifanandrify amin'ny volana Aogositra izany; ny [[Sihanaka]] sy ny [[Antanosy]] kosa dia manao ny Volambita ho volana faha-8 (Rakotosaona, 1972)<ref>[http://motmalgache.org/bins/teny2/volambita <small>"Volambita", in ''Dictionnaire malgache et Encyclopédie''</small>]</ref>. Volana manan-danja indrindra ny Volambita (misabaka amin'ny volana Septambra sy Oktobra) any amin'ny faritra atsimo atsinanan'i Madagasikara<ref><small>[https://books.google.mg/books?id=1k4mNoUy5QMC&pg=PA240&lpg=PA240&dq=Volambita&source=bl&ots=iDCEMeaAw_&sig=ACfU3U1b_VLBfQkUokdrnC6XxeliDeEQ_g&hl=fr&sa=X&ved=2ahUKEwjNk4fTzazlAhWQX8AKHejWDMs4HhDoATAIegQICBAB#v=onepage&q=Volambita&f=false Constant HAMES (coll.), ''Coran et talismans - Textes et pratiques magiques en milieu musulman'', 2007, p. 240.]</small></ref>. Volana voalohany ny Volambita ao amin'ny foko [[betsimisaraka]], izay manitsaka ny volana Septambra sy Oktobra, ka eo no anombohan'ny fotoam-pambolena<ref><small>[https://books.google.mg/books?id=WfcxAQAAQBAJ&pg=PA140&lpg=PA140&dq=Volambita&source=bl&ots=1iZy18ruKB&sig=ACfU3U2dETw7a1hOg8YA0kkwLm-GoKDtxQ&hl=fr&sa=X&ved=2ahUKEwjzpqPNz6zlAhUKTsAKHZhiAvE4KBDoATABegQICBAB#v=onepage&q=Volambita&f=false Hilde Nielssen, ''Ritual Imagination: A Study of Tromba Possession among the Betsimisaraka in Eastern Madagascar'', 2011, p. 140.]</small></ref>. Amin'ny [[Antefasy]] dia volana fahafolo ny Volambitabe (Rakotosaona, 1972)<ref><small>[http://tenymalagasy.org/bins/teny2?w=volambitabe "Volambitabe"], in ''Rakibolana malagasy sy Rakipahalalana momba an'i Madagasikara''</small></ref>.
 
=== Volana malagasy amin'ny teny arabo mifanandrify amin'ny Volambita ===