Jean Calvin: Fahasamihafan'ny versiona

Contenu supprimé Contenu ajouté
Taketa (dinika | fandraisan'anjara)
image
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
Nanitatra
Andalana faha-10:
|taona niasàna=
}}
 
'''Jean Calvin''' dia mizaka ny zom-pirenen'i [[Frantsa]] teraka ny 20 Jolay 1509 tao [[Noyon]] ary maty ny 6 Jiona 1564
 
I '''Jean Calvin''' dia [[Teolojia|teolojiana]] [[Protestantisma|protestanta]] frantsay tamin'ny taonjato faha-16 izay nanohy ny fiheveran'i [[Martin Lotera]] ka nampihatra izany tao [[Frantsa]]. Teraka tamin'ny 20 Jolay 1509 tao [[Noyon]] ary maty ny 06 Jiona 1564 izy. Ity teolojiana ity dia manantitra ny tokony hanan'ny Kristiana fiainana falain-tahaka araka ny fampianaran'ny [[Soratra Masina]]. Atao hoe [[kalvinisma]] izany fiheverana na teolojian'i Jean Calvin izany.
 
==Ny fiainany manokana==
I Gérard Cauvin no rainy. Ny vadiny dia Idelette Calvin.