Boky faharoan' ny Makabeo: Fahasamihafan'ny versiona

Contenu supprimé Contenu ajouté
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
Aucun résumé des modifications
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
Aucun résumé des modifications
Andalana faha-4:
Voasokajy ho [[Boky deoterokanonika|deoterôkanônika]] ny boky ao amin'ny [[Baiboly katolika|Baiboly katôlika]] sy ny [[Baiboly ortodoksa|Baiboly ôrtôdôksa]] fa [[Apokrifan'ny Baiboly|apôkrifa]] kosa izy ho an'ny Prôtestanta sy ny [[jodaisma]]. Ny [[Anglikanisma|Anglikana]] dia mihevitra an'io boky io ho ilaina nefa tsy amin'ny fanorenam-pampianarana na amin'ny fanavotana<ref><small>Harris, Stephen L., ''Understanding the Bible''. Palo Alto: Mayfield. 1985.</small></ref><ref><small>[http://www.episcopalian.org/pbs1928/articles/AnglicanTeaching/042.htm Article VI at episcopalian.org] ([https://web.archive.org/web/20070928122338/http://www.episcopalian.org/pbs1928/articles/AnglicanTeaching/042.htm Tahiry]: 2007-09-28 ao amin'ny Wayback Machine).</small></ref>.
 
Na dia kely kokoa noho ny an'ny boky voalohany aza ny zavatra lazainy momba ny tantaran'ny [[Jody]] (na Jiosy) dia loharano ahafantarana ny niantombohan'ny ady teo amin'ny Jodeana sy ny [[Seleokida]] io boky io. Ahitana zavatra manakaiky ny lovantsofin'ny [[Fariseo]] koa ao, dia ny vavaka ho an'ny maty, izay finoana ny [[Tsy feteza-maty|tsy feteza-mati]]<nowiki/>n'ny fanahin'olombelona na ny [[fiainana mandrakizay]] sy ny [[fitsanganan-ko velona]] amin'ny [[Andro fitsarana]]<ref name=":0"><small>Harris, Stephen L., ''Understanding the Bible''. Palo Alto: Mayfield. 1985.</small></ref>.
 
== Fanoratana ny boky ==
Andalana faha-36:
 
== Jereo koa: ==
 
* [[Bokin'ny Makabeo]]
* [[Tetiandro hebreo]]
*[[Makabeo]]
 
'''Boky ara-tantara protokanonika:'''
 
* [[Bokin'i Josoa]] (na Jôsoe)
* [[Bokin'ny Mpitsara|Bokin'ny mpitsara]]
* [[Bokin'nyi MakabeoRota]]
* [[Boky voalohan'i Samoela]]
* [[Boky faharoan'i Samoela]]
* [[Boky voalohan'ny Mpanjaka]]
* [[Boky faharoan'ny Mpanjaka]]
* [[Boky voalohan'ny Tantara]]
* [[Boky faharoan'ny Tantara]]
* [[Bokin'i Ezra]] (na Esdrasa)
* [[Bokin'i Nehemia]]
 
'''Boky ara-tantara deoterokanonika:'''
 
* [[Bokin'i Tobia]]
* [[Bokin'i Jodita]]
* [[Boky voalohan'ny Makabeo]]
* [[Boky faharoan'ny Makabeo|Boky faharian'ny Makabeo]]
 
== Tsiahy ==