Kristianisma: Fahasamihafan'ny versiona

Contenu supprimé Contenu ajouté
Zithal (dinika | fandraisan'anjara)
k Rohy sy tsipelina
Marika: Hanova araka ny hitan'ny maso Fanovana avy amin'ny finday Fiovana tamin'ny alalan'ny tranonkala finday
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
Aucun résumé des modifications
Andalana faha-1:
Ny '''kristianisma''' dia [[finoana abrahamika]] mifototra amin'ny [[Monoteisma|finoana an'Andriamanitra tokana]], izay mifototra amin'ny soratra navelan'ny [[apostoly]] ([[Filazantsara|evanjely]] na [[filazantsara]]) mikasika ny fiainan'i [[Jesosy|Jesoa]] avy any Nazerata[[Nazareta]], na [[Jesosy|Jesoa Kristy]]. Roa arivo taona taorian'ny nahafatesany, dia miisa eo amin'ny 2 000 000 000 eo ho eo ny mpino, miparitaka anaty antokom-pangonana 33 000; ka ny lehibe indrindra amin'izy ireo dia ny [[Fiangonana katolika|Fiangonana katôlika]].
 
Ny mpamaritra anarana ''[[kristianina]]'' dia midika hoe "an'i Kristy", na "mpanaraka ny fampianaran'i Kristy". Io mpamaritra io dia nomen'ny daholobe an'ireo mpanaraka ny fampianaran'i Kristy nanomboka ny taonjato voalohany.