Fanambaràna (finoana): Fahasamihafan'ny versiona

Contenu supprimé Contenu ajouté
Zithal (dinika | fandraisan'anjara)
k Tsipelina
Marika: Hanova araka ny hitan'ny maso Fanovana avy amin'ny finday Fiovana tamin'ny alalan'ny tranonkala finday
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
Aucun résumé des modifications
Andalana faha-1:
[[Sary:Domenico Fetti 004.jpg|vignette|''I Mosesy sy ilay Roimemy nirehitra,'' nataon'i Domenico Fetti, taona 1613-1617]]
Ny [[Fanambaràna (finoana)|'''fanambaràna''']] dia fahalalana azo mivantana amin' [[Andriamanitra (tokana)|Andriamanitra]] ka mety ho amin'ny alalan'ny fisehoan' Andriamanitra izany na ny fahenoana ny teny mivoaka avy ao aminy na ny [[Tsindrimandry (fivavahana)|tsindrimandry]] azon'ny [[mpaminany]] na ny fanomezany lahateny efa voasoratra rahateo avy any aminy na fisehoan-javatra tsy fahita eo amin'ny zavaboary. Atao hoe fivavahana vokatry ny fanambaràn'Andriamanitra ny [[jodaisma]] sy ny [[kristianisma]] ary ny [[finoana silamo]] nefa tsy ireo fivavanana telo ireo ihany no mahalala ny atao hoe "fanambaràna".
 
Misy ny atao hoe fanampabaràna ankapobeny, izay fahalalana an'Andriamanitra ampitain'ny zavaboary, izay fahita matetika amin'ny [[fivavahana tatsinanana]] izany. Misy koa ny fanambaràna manokana, izay fahafantarana an'Andriamanitra amin'ny alanan'ny [[Fahitana (finoana)|fahitana]] sy ny [[nofy]] ary ny zava-mitranga amin'ny olona tsirairay na amin'ny tantara.
 
Mety miaraka amin'ny fanambaràna [[Eskatolojia|momba ny fiafaran'izao rehetra izao]] izany na ahitana fananarana ara-pitondran-tena koa ka mitana ny olona hiova finoana noho ny fahantomotry ny farany izay ambaran'ny fanmbaràna, ary mamporisika azy hitondra tena raka izany.
 
Fomban'ny fanambaràna ny sady manafina ny zavatra asehony, ka mitarika izay olona nanakainky azy hanatona ny fivavahana nampita izany fanambaràna izany, ka mampihemotra hatrany ny fotoana hahafantarana manontolo ny tontolon'Andriamanitra.
 
== Ny fanambaràna, amin'ny fivavahana monoteisma ==
 
=== Ny fanambaràna, amin'ny jodaisma ===
Ao amin'ny jodaisma, araka ny [[Bokin'ny Eksaody]] (na [[Bokin'ny Eksodosy|Eksodosy]]) ao amin'ny [[Baiboly]], dia fanambaràna ny fahitan'i Môizy (na [[Mosesy]]) ny roimemy mirehitra nefa tsy levona, sy ny nandrenesany ny feon'Andriamanitra avy tao amin'izany afio izany. Fanambaràna koa ny fivoahan'ny Zanak'i Israely avy tany Egipta. Zava-dehibe eo amin'ny finoan'ny Jiosy ny fanambaràna nataon'ny mpaminany.
 
=== Ny fanambaràna, amin'ny finoana silamo ===
[[Sary:Mohammed receiving revelation from the angel Gabriel.jpg|vignette|Ny Mpaminany Mohamady mandray ny Kor'any avy amin'ny anjely Gabriela. Notsoahana tao amin'ny ''Jami' al-Tawarikh'' (''Tantaran' izao tontolo izao'') nataon'i Rashid al-Din, Tabriz, Persia, taona 1307.]]
Ny fanambaràn'Andriamanitra dia mitana anjara toerana lehibe eo amin'ny finoana silamo. Ny filaminana misy eo amin'ny zavaboary dia fanambaràna ankapobeny koa amin'ny Silamo, na dia anteriny ny fanambaràna manokana azon'ny olona sasany manam-pifandraisana akaiky kokoa amin'Andriamanitra.
Ny [[Fanambaràna (finoana)|'''fanambaràna''']] dia fahalalana azo mivantana amin' [[Andriamanitra (tokana)|Andriamanitra]] ka mety ho amin'ny alalan'ny fisehoan' Andriamanitra izany na ny fahenoana ny teny mivoaka avy ao aminy na ny [[Tsindrimandry (fivavahana)|tsindrimandry]] azon'ny [[mpaminany]] na ny fanomezany lahateny efa voasoratra rahateo avy any aminy na fisehoan-javatra tsy fahita eo amin'ny zavaboary.
 
[[Sary:Saint John on Patmos.jpg|vignette|Ny fahitan'i Joany tao Patmosy]]
Amin'ny mpino silamo dia fanambaràna ny nadrenesan'i [[Mohamady]] feon-dakolosy niova ho teny. Milaza ny Kor'any fa nambaran'Andriamanitra tenany ny teny tsirairay sy ny litera tsirairay ao aminy. Mino ny Miozolmana fa nambarany amin'i Mohamady ny hafatra farany ho an'ny olombelona tamin'ny alalan'ny anjely Jibrily (na [[Gabriela (arikanjely)|Gabriela]]). Mpaminany farany i Mohamady ka ny fanambaràna azony dia nomena azy amin'ny endrika boky masina, dia ny [[Kor'any]]. Ny Kor'any no fanambaràna tongalafatra ny amin'Andriamanitra amin'ny olombelona, izay tsy diso mandra-pahatongavan'ny andron'ny fitsanganan-ko velona izay atao hoe [[Fitsarana farany|andron'ny fitsarana farany]] koa.
 
=== Ny fanambaràna, amin'ny kristianisma ===
[[Sary:Saint John on Patmos.jpg|vignette|Ny fahitan'i Joany tao Patmosy]]Mino ny fisian'ny fanambaràna ankapobeny ny [[Kristianisma|Kristiana]] sady mino koa ny fanambaràna manokana. Ny fanambaràna ny fitiavan' Andriamanitra ny olona sy ny fanambaràna ny [[famonjena]] azy ireo dia [[Fahatongavana ho nofo (kristianisma)|tonga nofo]] ao amin'i tenan'i [[Jesoa Kristy]], araka ny ambaran'ny [[Testamenta Taloha]] izay hazavaina amin'ny alalan'ny [[Testamenta Vaovao]] (sy ny [[Lovam-pinoana]] ary ny fahefam-piangonana, ao amin'ny [[katolisisma]] sy ny [[kristianisma ortodoksa]]).
 
Izany fanambaràna izany dia ampahatsiahivina mandritra ny fanompoam-pivavanana manaraka litorjia, ary ho tonga amin'ny fara tampony amin'ny [[Fiaviana fanindroany|fiverenan'i Jesoa indray]] izay fisehian'Andriamanitra tsy misy takona, atao hoe [[parosia]].
 
== Jereo koa ==
 
* [[Teofania]]
* [[Tsindrimandry (fivavahana)|Tsindrimandry]] na Teopneostia