Fiainan-tsi-hita: Fahasamihafan'ny versiona

Contenu supprimé Contenu ajouté
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
Nanisy sary
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
Aucun résumé des modifications
Andalana faha-2:
Ny '''fiainan-tsy hita''' na '''helo''' dia toerana itoeran'ny olona na ny zava-manana aina hafa aorian'ny fahafatesana. Amin'ny heviny mifintina dia toarana anasaziana mandrakizay ny olona voaozona ny fiainan-tsy hita.
 
Ny [[foto-pampianarana]] sy ny [[tenim-pinoana]] momba ny fisian'ny fiainan-tsy hita dia nateraky ny foto-kevitra mitaky ny fanamarinana ny fahamarinan'Andriamanitra amin'ny fitsarana, izay misy ifandraisany amin'ny fahatsapan'ny olona ny fisian'ny asa sy toetra ratsy izay tsy ampy sazy nandritra ny fiainan'izay nanatanteraka izany asa ratsy izany na nanana izany toetra ratsy izany.
 
Ny finoana ny fiainan-tsy hita dia nielyNiely tamin'ny [[Andro Taloha]] sady hita amin'ny ankamaroan'ny fivavahana eto amin'izao tontolo izao ny finoana ny fiainan-tsy hita. Ny famaritana ny fiainan-tsy hita dia miovaova arakaraka ny fivavahana ary indraindray anaovana fivoasana samihafa ao amin'ny fivavahana iray. Ao amin'ny [[bodisma]] ohatra dia toetran'ny fanahin[[Fanahin'ny vatana|fanahi]]<nowiki/>n'ny olona itambesaran'ny faniriana sy ny fahamaizam-po ny fiainan-tsy hita.
 
== Fiforonan-teny ==