Volambita: Fahasamihafan'ny versiona
Contenu supprimé Contenu ajouté
Aucun résumé des modifications |
Aucun résumé des modifications |
||
Andalana faha-8:
Ny Volambita sakalava koa dia tsy voatery hifanandrify tanteraka amin'ny Volambita tandroy na Volambita betsileo. Ny volana rehetra ao amin'ny lohataona dia nety natao Volambita tamin'ny fotoana faha mpanjaka, araka ny voasoratry ny mpahay tantara. Samy ao anaty lohataona ny Volambita samihafa fa tsy amin'ny fizaran-taona samy hafa.
Araka ny amintinan'ny ''Dictionnaire malgache et encyclopédie'' azy dia tsy manondro fari-fotoana tokana ny anarana hoe ''Volambita'' sady tsy volana voalohany ao amin'ny taona ny Volambita: ao amin'ny [[Antambahoaka|foko tambahoaka]] sy [[bezanozano]] dia anaran'ny volana faha-11 ny Volambita, fa ao amin'ny [[Bara|foko bara]] kosa dia mifanandrify amin'ny volana Aogositra izany; ny [[Sihanaka]] sy ny [[Antanosy]] kosa dia manao ny Volambita ho volana faha-8<ref>[http://motmalgache.org/bins/teny2/volambita <small>"Volambita", in ''Dictionnaire malgache et Encyclopédie''</small>]</ref>. Volana lehibe indrindra ny Volambita (misabaka amin'ny volana Septambra sy Oktobra) any amin'ny faritra atsimo atsinanan'i Madagasikara<ref><small>[https://books.google.mg/books?id=1k4mNoUy5QMC&pg=PA240&lpg=PA240&dq=Volambita&source=bl&ots=iDCEMeaAw_&sig=ACfU3U1b_VLBfQkUokdrnC6XxeliDeEQ_g&hl=fr&sa=X&ved=2ahUKEwjNk4fTzazlAhWQX8AKHejWDMs4HhDoATAIegQICBAB#v=onepage&q=Volambita&f=false Constant HAMES (coll.), ''Coran et talismans - Textes et pratiques magiques en milieu musulman'', 2007, p. 240.]</small></ref>. Volana voalohany ny Volambita ao amin'ny foko betsimisaraka, izay manitsaka ny volana Septambra sy Oktobra, ka eo no anombohan'ny fotoam-pambolena<ref><small>[https://books.google.mg/books?id=WfcxAQAAQBAJ&pg=PA140&lpg=PA140&dq=Volambita&source=bl&ots=1iZy18ruKB&sig=ACfU3U2dETw7a1hOg8YA0kkwLm-GoKDtxQ&hl=fr&sa=X&ved=2ahUKEwjzpqPNz6zlAhUKTsAKHZhiAvE4KBDoATABegQICBAB#v=onepage&q=Volambita&f=false Hilde Nielssen, ''Ritual Imagination: A Study of Tromba Possession among the Betsimisaraka in Eastern Madagascar'', 2011, p. 140.]</small></ref>.
=== Volana malagasy amin'ny teny arabo mifanandrify amin'ny Volambita ===
|