Zakaria mpaminany: Fahasamihafan'ny versiona

Contenu supprimé Contenu ajouté
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
Aucun résumé des modifications
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
Aucun résumé des modifications
Andalana faha-5:
 
Ny [[Filazantsara araka an'i Matio]] (Mat. 23.35), i [[Jesosy|Jesoa]] dia nireska fa i Zakaria zanak'i Barakia dia novonoina teo anelanelan'ny alitara sy ny Tempoly: "mba hanody anareo ny rà marina rehetra, izay nalatsaka tambonin'ny tany, hatramin'ny ran'i [[Abela]] marina ka hatramin'ny ran'i Zakaria, zanak'i Barakia, izay novonoinareo teo anelanelan'ny tempoly sy ny alitara". I Zakaria no heverina araka ny lovantsofina fa nanoratra ilay boky mitondra ny anarany, dia ny [[Bokin'i Zakaria]].
 
Ny anarany
 
Atao hoe זְכַרְיָה / ''Zəḵaryāh,'' izay midika hoe "Tsarovy i ''Yah''", ny anaran'i Zakaria amin'ny [[teny hebreo]], ka ny ''Yah'' dia fanafohezana ny hoe ''Yahweh''.
 
== Jereo koa ==