Nahoma: Fahasamihafan'ny versiona

Contenu supprimé Contenu ajouté
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
Aucun résumé des modifications
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
Aucun résumé des modifications
Andalana faha-1:
[[Sary:Nahum.jpg|vignette|''Ny mpaminany Nahoma,'' nataon'i James Tissot, taona 1888.|297x297px]]
I '''Nahoma''' dia mpaminany voalaza ao amin'ny [[Baiboly]]. Tanàna atao hoe Alkosy no fonenany nefa tsy tena fantatra mazava ny misy azy io fa mety ho tany avaratr'i Galilia[[Galilea (faritra)|Galilea]]. Taloha kelin’ny nandravana an’i [[Ninive]] no niasan'i Nahoma amin'ny maha mpaminany azy. Vitsy ny zava-pantatra momba ny tantarany. Nanandratra ny tanindrazany ambony dia ambony izy. Araka ny hevitry ny olona sasany, i Nahoma dia naminany tamin'ny fanombohan'ny najakan'i [[Ahaza]] (740 tal. J.K.). Ny sasany anefa dia mihevitra fa ireo faminaniany dia manandrify ny antsasany farany amin'ny fotoana nanjakan'i [[Hezekia]] (taonjato faha-8 tal. J.K.). Izy no nanoratra ny [[Bokin'i Nahoma]] araka ny lovantsofina.
 
== Ny anarany ==
Amin'ny [[teny hebreo]] dia atao hoe נַחוּם / ''Naḥūm'' i Nahoma.
 
== Jereo koa ==