Jôela: Fahasamihafan'ny versiona

Contenu supprimé Contenu ajouté
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
Aucun résumé des modifications
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
Aucun résumé des modifications
Andalana faha-1:
[[Sary:Joel-prophet.jpg|vignette|''Ny mpaminany Joela,'' sary tamin'ny taojato faha-18.]]
I [[Joela]] na [[Joela|Joely]] na [[Joela|Jôely]] dia iray [[mpaminan'i Israely]] izay resahina ao amin'ny [[Baiboly]]. Nonina tao amin'ny [[Fokon'i Jodà|fokon'i Joda]] izy ka mety ho isan'io foko io. [[Jiosy]] velona taorian'ny [[Fahababoana tany Babilona]] izy ka mety isan'ireo mpisorona jiosy sady tao amin'ireo mpanaraka ny fampianaran'i [[Ezekiela]]. Izy no voalazan'ny lovantsofina jiosy fa nanoratra ny [[Bokin'i Joela]].
 
== Ny anarany ==
Amin'ny [[teny hebreo]] dia atao hoe יוֹאֵל / ''Yōʾēl'', izay midika hoe "''Yo'' dia Andriamanitra", i Joela na Jôely. Ny hoe ''Yo'' dia fanafohezana ny hoe ''Yahweh''.
 
== Jereo koa ==