Nahoma: Fahasamihafan'ny versiona

Contenu supprimé Contenu ajouté
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
k Nanakely sary
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
Aucun résumé des modifications
Andalana faha-1:
[[Sary:Nahum.jpg|vignette|''Ny mpaminany Nahoma,'' nataon'i James Tissot, taona 1888.|297x297px]]
I '''Nahoma''' dia mpaminany voalaza ao amin'ny [[Baiboly]]. Tanàna atao hoe Alkosy no fonenany nefa tsy tena fantatra mazava ny misy azy io fa mety ho tany avaratr'i Galilia. Taloha kelin’ny nandravana an’i Ninive no niasan'i Nahoma amin'ny maha mpaminany azy. Vitsy ny zava-pantatra momba ny tantarany. Nanandratra ny tanindrazany ambony dia ambony izy. Araka ny hevitry ny olona sasany, i Nahoma dia naminany tamin'ny fanombohan'ny najakan'i Ahaza (740 tal. J.K.). Ny sasany anefa dia mihevitra fa ireo faminaniany dia manandrify ny antsasany farany amin'ny fotoana nanjakan'i Hezekia (taonjato faha-8 tal. J.K.). Izy no nanoratra ny [[Bokin'i Nahoma]] araka ny lovantsofina.
 
== Jereo koa ==
'''Mpaminany lehibe:'''
 
* [[Isaia (mpaminany)|Isaia]] na Izaia - [[Jeremia (mpaminany)|Jeremia]] - [[Ezekiela]] - [[Daniela]] na Daniely
 
'''Mpaminany madinika'''
 
* [[Hosea (mpaminany)|Hosea]] na Osea - [[Joela]] na Jôely - [[Amosa]] na Amôsy - [[Obadia]] na Abdiasa - [[Jona (mpaminany)|Jonà]] na Jônasa - [[Mikà (mpaminany)|Mika]] na Mikea - [[Nahoma]] - [[Habakoka]] - [[Zefania (mpaminany)|Zefania]] na Sôfônia - [[Hagay]] na Akjea - [[Zakaria mpaminany|Zakaria]] - [[Malakia]].