Ôbadia: Fahasamihafan'ny versiona

Contenu supprimé Contenu ajouté
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
kAucun résumé des modifications
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
Aucun résumé des modifications
Andalana faha-1:
[[Sary:Obadiah (Овдий).jpg|vignette|''Ny mpaminany Obadia,'' sary rosiana tamin'ny taonjato faha-18.]]
I '''Obadia''' na '''Abdiasa''' dia [[mpaminanin'i Israely]] voaresaka ao amin'ny [[Baiboly]]. Niaro ny ain'ireo mpaminany hafa miisa 100 izay nenjehin'ny mpanjakavavy Jezebela izy nary aminany ny handravana an'i Edoma. Tamin'ny andron-dry [[Jeremia (mpaminany)|Jeremia]] angamba no fotoana nahavelomany ka mety nahita ny fandravana an'i Jerosalema sy ny [[Tempolin'i Jerosalema|Tempoly]] voalohany tamin'ny fanafihan'i [[Nebokadnetsara II|Nebokadnetsara]] tokony ho tamin'ny taona 600 tal. J.K. Nanan-karena i Obadia nefa nozarainy tan'ireo mpaminany mahantra izany. Nindram-bola misy zanany tamin'i Jorama zanaky ny mpanjaka Ahaba izy hamelomany an'ireo mpaminany ireo. Lazain'ny Baiboly ho nihoatra ny an'i Abrahama ny fatahoran'i Ahaba an'Andriamanitra. Ny lovantsofina jiosy dia manao an'i Obadia ho nanoratra ny [[Bokin'i Obadia]].
 
== Jereo koa ==
'''Mpaminany lehibe:'''
 
* [[Isaia (mpaminany)|Isaia]] na Izaia - [[Jeremia (mpaminany)|Jeremia]] - [[Ezekiela]] - [[Daniela]] na Daniely
 
'''Mpaminany madinika'''
 
* [[Hosea (mpaminany)|Hosea]] na Osea - [[Joela]] na Jôely - [[Amosa]] na Amôsy - [[Obadia]] na Abdiasa - [[Jona|Jonà]] na Jônasa - [[Mikà (mpaminany)|Mika]] na Mikea - [[Nahoma]] - [[Habakoka]] - [[Zefania (mpaminany)|Zefania]] na Sôfônia - [[Hagay]] na Akjea - [[Zakaria mpaminany|Zakaria]] - [[Malakia]].