Hôsea (mpaminany): Fahasamihafan'ny versiona

Contenu supprimé Contenu ajouté
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
kAucun résumé des modifications
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
Aucun résumé des modifications
Andalana faha-1:
[[Sary:Profeta Osea (Moretto).jpg|vignette|''Ny mpaminany Hosea,'' nataon'i Alessandro Bonvicino, taona 1521-1524.|279x279px]]
I '''Hosea''' na [[Hosea (mpaminany)|Osea]] dia [[Mpaminanin'i Israely|mpaminany israelita]] voaresaka ao amin'ny [[Baiboly]]. Tao amin'ny [[Fanjakan'i Israely (Samaria)|Fanjakana Avaratra]] izy no niasa tamin'ny nanjakan'i Jeroboama (taona 782 hatramin'ny 753 tal. J.K.). Mpiandry ondry no asany talohan'ny naha mpaminany azy ary vehivavy mpivaro-tena ny vadiny, izay atao hoe Gomera. Ny lovatsofina jiosy dia manao an'i Hosea ho nanoratra ny [[Bokin'i Hosea]].
 
Andalana faha-14:
* [[Hosea (mpanjakan'i Israely)]]
*[[Bokin'i Hosea]]
 
'''Mpaminany lehibe:'''
 
* [[Isaia (mpaminany)|Isaia]] na Izaia - [[Jeremia (mpaminany)|Jeremia]] - [[Ezekiela]] - [[Daniela]] na Daniely
 
'''Mpaminany madinika'''
 
* [[Hosea (mpaminany)|Hosea]] na Osea - [[Joela]] na Jôely - [[Amosa]] na Amôsy - [[Obadia]] na Abdiasa - [[Jona|Jonà]] na Jônasa - [[Mikà (mpaminany)|Mika]] na Mikea - [[Nahoma]] - [[Habakoka]] - [[Zefania (mpaminany)|Zefania]] na Sôfônia - [[Hagay]] na Akjea - [[Zakaria mpaminany|Zakaria]] - [[Malakia]].
 
== Loharano ==