Bokin'i Malakia : Fahasamihafan'ny versiona roa

tsy misy ambangovangom-panovana
 
=== Ny fotoana nanoratana ===
Na dia boky farany ao amin’ny [[Testamenta Taloha]] aza ny Bokin’i Malakia ao amin’ny dikan-tenin’ny Baiboly kristiana, sady farany ao amin’ireo [[Bokin'ny Mpaminany 12|Mpaminany madinika]] (madinika noho ny sorany fohy), ao amin’ny fizaràna faharoan’ny [[Tanakh]] (Baiboly hebreo), tsy izy no nosoratana farany. Ny Bokin’i Malakia dia voasoratra taorian’ny taona 516 tal. J.K., fotoana nanombohan’ny fanompoam-pivavahana tao amin’ny [[Tempolin'i Jerosalema|Tempoly]] (Mal. 1.13), sy talohan’ny nandraràn’i [[Nehemia]] ny fanambadian'ny Jiosy amin'ny hafa firenena (taona 445 tal. J.K.) Mety teo anelanelan’ny taona 460 sy 450 tal J.K. izany no nanoratana ny Bokin'i Malakia.
 
== Ny anaran'ny boky ==
Amin'ny [[teny hebreo]] dia atao hoe ספר מַלְאָכִי / ''Sefer'' ''Mal’ākhî'' ny Bokin'i Malakia. Ao amin'ny [[Septoajinta]] amin'ny [[teny grika]] izy dia atao hoe Μαλαχίας ΙΒʹ / ''XII Malakhías'' (ny ipsilôna beta ''ΙΒʹ'' dia manambara ny maha mpaminany madinika laharana faharoa ambin'ny folo azy).
 
== Fizaràn'ny boky ==
16 037

modifications