Bokin' i Zefania: Fahasamihafan'ny versiona

Contenu supprimé Contenu ajouté
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
Aucun résumé des modifications
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
Aucun résumé des modifications
Andalana faha-3:
 
Isan'ireo atao hoe [[Bokin'ny Mpaminany 12|mpaminany madinika roa ambin'ny folo]] ao amin'ny sokajy [[Bokin'ny mpaminany (Baiboly)|Bokin'ny mpaminany]] amin'ny Baiboly kristiana i Zefania fa ao amin'ny [[Nevi'im]] kosa izy ao amin'ny Tanakh.
 
== Anaran'ny boky ==
Amin'ny [[teny hebreo]] dia atao hoe ספר צְפַנְיָה / ''Sefer'' ''Tsĕphanyāh'' ny Bokin'i Zefania. Ao amin'ny [[Septoajinta]] amin'ny [[teny grika]] izy dia atao hoe Σοφονίας Θʹ / ''IX Sofonías'' (ny teta ''Θʹ'' dia manambara ny maha mpaminany madinika laharana fahasivy azy).
 
== Ny fanoratana ny boky ==