Bokin' i Ôbadia: Fahasamihafan'ny versiona

Contenu supprimé Contenu ajouté
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
Aucun résumé des modifications
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
Aucun résumé des modifications
Andalana faha-4:
== Fanoratana ny boky ==
Araka ny lovantsofina dia ny mpaminany [[Obadia]] (na Abdiasa) no nanoratra io boky mitondra ny anarany io. Mety tany amin’ny fiandohan’ny taonjato faha-5 tal. J.K. no nanoratana ny boky, teo anelanelan’ny taona 587 sy 460 tal. J.K. Ny boky dia mety nosoratana taty aorian’ny [[Fahababoana tany Babilona|Fahababoana]] noho ny andininy faha-11 hatramin’ny 14 izay miresaka ankolaka ny amin’ny naharavan’i Jerosalema tanteraka tamin’ny taona 586 tal. J.K.
 
== Anaran'ny boky ==
Amin'ny [[teny hebreo]] dia atao hoe ספר עֹבַדְיָה / ''Sefer'' ''‘Ōvadhyāh'' ny Bokin'i Obadia. Ao amin'ny [[Septoajinta]] amin'ny [[teny grika]] izy dia atao hoe Ὀβδιού Εʹ / ''V Obdioú'' (ny epsilôna ''Εʹ'' dia manambara ny maha mpaminany madinika laharana fahadimy azy).
 
== Fizaràn’ny boky ==