Bokin' i Jôela: Fahasamihafan'ny versiona
Contenu supprimé Contenu ajouté
Aucun résumé des modifications |
Aucun résumé des modifications |
||
Andalana faha-8:
=== Ny mpanoratra ===
Araka ny lovantsofina dia ny mpaminany [[Joela]] (na [[Joela|Jôely]]) no nanoratra ny boky. Misy anefa ireo mpikaroka milaza fa hafa ny nanao ny toko roa voalohany ary olona hafa ny nanoratra ny toko roa farany. Nefa ny fikarohana amin'izao fotoana izao dia manohana ny maha tokana ny mpanoratra ny boky manontolo.
== Anaran'ny boky ==
Amin'ny [[teny hebreo]] dia atao hoe ספר עָמוֹס / ''Sefer'' ‘''Āmôs'' ny Bokin'i Amosa. Ao amin'ny [[Septoajinta]] amin'ny [[teny grika]] izy dia atao hoe Ἀμώς Βʹ / ''II Âmôs'' (ny bêta ''Βʹ'' dia manambara ny maha mpaminany madinika laharana faharoa azy).
== Fizaràn’ny boky ==
|