Bokin' i Malakia: Fahasamihafan'ny versiona

Contenu supprimé Contenu ajouté
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
Aucun résumé des modifications
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
Aucun résumé des modifications
Andalana faha-13:
== Fizaràn'ny boky ==
Ny Bokin’i Malakia dia misy toko telo na efatra arakaraka ny mpanonta Baiboly, ka ny toko fahatelo izay misy andininy 24 amin’ny Baiboly sasany dia voazara ho toko faha-3 (3.1-18) sy faha-4 (4.1-6) amin’ny Baiboly hafa. Azo zaraina fito io boky io ka ny tsirairay aminy dia mifanandrify amina lahatenim-paminaniana izay aseho amin’ny endrika fampianarana, afa-tsy ny fizaràna farany izay heverin’ny mpikaroka momba ny Baiboly sasany fa tovana nataon'olona hafa taty aoriana mba hitovian’ilay "mpitondra hafatra" (''malakhi'') (Mal. 3.1) amin’ny mpaminany [[Elia]].
 
{{Testamenta Taloha}}
 
=== Ny fitiavan'Andriamanitra ny Israely (1. 1-5) ===
Ligne 42 ⟶ 40 :
== Jereo koa: ==
* [[Malakia]]
 
* [[Bokin'ny Mpaminany 12|Mpaminany madinika]]
* [[Nevi'im]]
 
'''Mpaminany lehibe:'''
 
* [[Bokin'i Isaia]] na Izaia - [[Bokin'i Jeremia]] - [[Bokin'ny Fitomaniana]] - [[Bokin'i Ezekiela]] - [[Bokin'i Daniela]] na Daniely - [[Bokin'i Baroka]] (deoteokanonika)
 
* [[Bokin'ny Mpaminany 12|''Mpaminany madinika]]'''
 
* [[Bokin'i Hosea]] na Osea - [[Bokin'i Joela]] na Jôely - [[Bokin'i Amosa]] na Amôsy - [[Bokin'i Obadia]] na Abdiasa - [[Bokin'i Jona]] na Jônasa - [[Bokin'i Mika]] na Mikea - [[Bokin'i Nahoma]] - [[Bokin'i Habakoka]] - [[Bokin'i Zefania]] na Sôfônia - [[Bokin'i Hagay]] na Akjea - [[Bokin'i Zakaria]] - [[Bokin'i Malakia]].