Bokin' i Hagay: Fahasamihafan'ny versiona

Contenu supprimé Contenu ajouté
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
Aucun résumé des modifications
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
Aucun résumé des modifications
Andalana faha-3:
 
Ny boky dia fitambarana faminaniana efatra izay ampitain’i Hagay amin’i Zorobabela, governoran’ny faritanin’i [[Jodea]], sy amin’i Josoa mpisorom-be mandritra ny fanamboarana ny [[Tempolin'i Jerosalema|Tempoly]] faharoa tao Jerosalema tamin’ny taonjato faha-6 tal. J.K. Ny mpaminany Hagay dia isan’ireo izay namelona ny fahatongavan-tsain’ireo [[Jiosy]] nantsoina taorian’ny [[Fahababoana tany Babilona|Fahababoana]] mba hanamboatra indray ny Tempoly ao Jerosalema tamin’ny taona 516 tal. J.K. Ao amin’ireo faminaniana ireo, i Hagay dia mamboraka ny faniriany hahita ny hahavitan’ny Tempoly haingana.
{{Testamenta Taloha}}
 
== Ny fanoratana ny boky ==
Ny fanambarana ireo lahatsoratra ireo sy ny fandraiketana azy farany dia nataon’olon-kafa fa tsy nataon’i Hagay, satria ny mpaminany dia tsy tondroin’ny boky amin’ny fampiasana mpisolo tena voalohany (''izaho'', ''aho,'' ''ahy''). Tsy lavitra loatra ny fotoana nisehoan’ny zavatra resahiny ny fotoana nanambarana ny boky.
Ligne 21 ⟶ 19 :
 
== Jereo koa: ==
 
* [[Bokin'ny Mpaminany 12|Mpaminany Madinika roa ambin'ny folo]]
* [[Hagay]] na Akjea
 
* [[Nevi'im]]
 
'''Mpaminany lehibe:'''
 
* [[Bokin'i Isaia]] na Izaia - [[Bokin'i Jeremia]] - [[Bokin'ny Fitomaniana]] - [[Bokin'i Ezekiela]] - [[Bokin'i Daniela]] na Daniely - [[Bokin'i Baroka]] (deoteokanonika)
 
'''Mpaminany madinika'''
 
* [[Bokin'i Hosea]] na Osea - [[Bokin'i Joela]] na Jôely - [[Bokin'i Amosa]] na Amôsy - [[Bokin'i Obadia]] na Abdiasa - [[Bokin'i Jona]] na Jônasa - [[Bokin'i Mika]] na Mikea - [[Bokin'i Nahoma]] - [[Bokin'i Habakoka]] - [[Bokin'i Zefania]] na Sôfônia - [[Bokin'i Hagay]] na Akjea - [[Bokin'i Zakaria]] - [[Bokin'i Malakia]].