Bokin' i Nahoma: Fahasamihafan'ny versiona

Contenu supprimé Contenu ajouté
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
Aucun résumé des modifications
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
Aucun résumé des modifications
Andalana faha-4:
== Ny fanoratana ny boky ==
I [[Nahoma]] no nanoratra ny Bokin’i Nahoma. Mpaminany avy ao Alkosy any [[Galilea (faritra)|Galilea]] izy. Taloha kelin’ny nandravana an’i Ninive (612 tal. J.K.) no nivoahan’ny faminanian’i Nahoma ary voasoratra teo anelanelan’ny taona 642 sy 606 tal. J.K. ny boky mitondra ny anarany.
 
{{Testamenta Taloha}}
 
Isan’ireo atao hoe [[Bokin'ny Mpaminany 12|Mpaminany madinika roa ambin’ny folo]] izay zana-bondron’ny [[Bokin'ny mpaminany (Baiboly)|Bokin'ny mpaminany]] ny Bokin’i Nahoma ao amin’ny Baiboly kristiana fa sokajin’ireo Mpaminany taoriana izay zana-bondron’ny [[Nevi'im]] ("''Mpaminany''") izy ao amin’ny Tanakh.
Ligne 24 ⟶ 22 :
 
== Jereo koa : ==
*[[Nahoma]]
 
* [[Nevi'im]]
* [[Ketuvim]]
 
'''Mpaminany lehibe:'''
 
* [[Bokin'i Isaia]] na Izaia - [[Bokin'i Jeremia]] - [[Bokin'ny Fitomaniana]] - [[Bokin'i Ezekiela]] - [[Bokin'i Daniela]] na Daniely - [[Bokin'i Baroka]] (deoteokanonika)
 
'''Mpaminany madinika'''
 
* [[Bokin'i Hosea]] na Osea - [[Bokin'i Joela]] na Jôely - [[Bokin'i Amosa]] na Amôsy - [[Bokin'i Obadia]] na Abdiasa - [[Bokin'i Jona]] na Jônasa - [[Bokin'i Mika]] na Mikea - [[Bokin'i Nahoma]] - [[Bokin'i Habakoka]] - [[Bokin'i Zefania]] na Sôfônia - [[Bokin'i Hagay]] na Akjea - [[Bokin'i Zakaria]] - [[Bokin'i Malakia]].
* [[Bokin'ny Mpaminany 12|Bokin'ny Mpaminany roa ambin'ny folo]]