Bokin' i Ôbadia: Fahasamihafan'ny versiona

Contenu supprimé Contenu ajouté
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
Aucun résumé des modifications
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
Aucun résumé des modifications
Andalana faha-4:
== Fanoratana ny boky ==
Araka ny lovantsofina dia ny mpaminany [[Obadia]] (na Abdiasa) no nanoratra io boky mitondra ny anarany io. Mety tany amin’ny fiandohan’ny taonjato faha-5 tal. J.K. no nanoratana ny boky, teo anelanelan’ny taona 587 sy 460 tal. J.K. Ny boky dia mety nosoratana taty aorian’ny [[Fahababoana tany Babilona|Fahababoana]] noho ny andininy faha-11 hatramin’ny 14 izay miresaka ankolaka ny amin’ny naharavan’i Jerosalema tanteraka tamin’ny taona 586 tal. J.K.
 
{{Testamenta Taloha}}
 
== Fizaràn’ny boky ==
Ligne 11 ⟶ 9 :
 
==== Hosazina i Edoma (1.1 – 1.15) ====
Taorian’ny faharavan’i Jerosalema tamin’ny taona 587 tal. J.K., nandroba ilay fanjakana resy i Edoma. Lehibe dia lehibe ny alahelon’ny mpaminany Obadia tamin’izay. Hosazina i Edoma noho ny fitaka nataony tamin’ny [[Fanjakan'i Jodà|Fanjakan’i Joda]] satria nandray anjara tamin’ny fandravana ny tanàna sy tamin’ny fisamborana ireo IsraelitaIsraelia nila fialofana ny Edomita. Hampiharina amin’izy ireo, noho izany, ny maso solon’ny maso.
 
==== Ny andron'i Iahveh (1.16 – 1.21) ====
Ligne 17 ⟶ 15 :
 
== Jereo koa : ==
*[[Obadia]]
* [[Bokin'ny Mpaminany 12|Mpaminany madinika]]
 
* [[Nevi'im]]
* [[Ketuvim]]
 
'''Mpaminany lehibe:'''
 
* [[Bokin'i Isaia]] na Izaia - [[Bokin'i Jeremia]] - [[Bokin'ny Fitomaniana]] - [[Bokin'i Ezekiela]] - [[Bokin'i Daniela]] na Daniely - [[Bokin'i Baroka]] (deoteokanonika)
 
* [[Bokin'ny Mpaminany 12|''Mpaminany madinika]]'''
 
* [[Bokin'i Hosea]] na Osea - [[Bokin'i Joela]] na Jôely - [[Bokin'i Amosa]] na Amôsy - [[Bokin'i Obadia]] na Abdiasa - [[Bokin'i Jona]] na Jônasa - [[Bokin'i Mika]] na Mikea - [[Bokin'i Nahoma]] - [[Bokin'i Habakoka]] - [[Bokin'i Zefania]] na Sôfônia - [[Bokin'i Hagay]] na Akjea - [[Bokin'i Zakaria]] - [[Bokin'i Malakia]].