Bokin' i Jôela: Fahasamihafan'ny versiona

Contenu supprimé Contenu ajouté
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
Aucun résumé des modifications
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
Aucun résumé des modifications
Andalana faha-6:
=== Ny fotoana nanoratana ===
Ny mpanao heviteny dia saika miray hevitra fa manodidina ny taona 400 tal. J.K. no nanoratana ny Bokin'i Joela. Porofon'izany ny fampiasana ny hoe "i Joda sy i Jerosalema", ny firesahana ny amin'ireo Jiosy any am-pielezana sy ny Grika, ny fampiasana lahatsoratra avy amin'ireo boky heverina fa voasoratra taoriana kokoa ary ny toetsaina mifantoka amin'ny fanompoam-pivavahana. Ny fisian'ny lohahevitra [[Literatiora apokaliptika|apokaliptika]] hita ao amin'ny toko faha-3 sy faha-4 dia manohana koa izany faminavinana ny fotoana heverina fa nahavitan'io boky io izany satria ny lohahevitra [[Eskatolojia|eskatolojika]] dia mampiavaka ireo mpaminany taty aoriana.
{{Testamenta Taloha}}
 
=== Ny mpanoratra ===
Araka ny lovantsofina dia ny mpaminany [[Joela]] (na [[Joela|Jôely]]) no nanoratra ny boky. Misy anefa ireo mpikaroka milaza fa hafa ny nanao ny toko roa voalohany ary olona hafa ny nanoratra ny toko roa farany. Nefa ny fikarohana amin'izao fotoana izao dia manohana ny maha tokana ny mpanoratra ny boky manontolo.
Ligne 21 ⟶ 19 :
 
== Jereo koa: ==
 
* [[Joela]] na Jôely
 
* [[Bokin'ny Mpaminany 12|Mpaminany madinika roa ambin’ny folo]]
 
* [[Nevi'im]]
* [[Ketuvim]]
 
'''Mpaminany lehibe:'''
 
* [[Bokin'i Isaia]] na Izaia - [[Bokin'i Jeremia]] - [[Bokin'ny Fitomaniana]] - [[Bokin'i Ezekiela]] - [[Bokin'i Daniela]] na Daniely - [[Bokin'i Baroka]] (deoteokanonika)
 
'''Mpaminany madinika'''
 
* [[Bokin'i Hosea]] na Osea - [[Bokin'i Joela]] na Jôely - [[Bokin'i Amosa]] na Amôsy - [[Bokin'i Obadia]] na Abdiasa - [[Bokin'i Jona]] na Jônasa - [[Bokin'i Mika]] na Mikea - [[Bokin'i Nahoma]] - [[Bokin'i Habakoka]] - [[Bokin'i Zefania]] na Sôfônia - [[Bokin'i Hagay]] na Akjea - [[Bokin'i Zakaria]] - [[Bokin'i Malakia]].