Boky faharoan' ny Tantara: Fahasamihafan'ny versiona

Contenu supprimé Contenu ajouté
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
Nanisy sary
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
Aucun résumé des modifications
Andalana faha-1:
[[Sary:Jerusalem temple4.jpg|vignette|345x345px393x393px|''Ny [[Tempolin'i Jerosalema]]'' ]]
Ny '''Boky faharoan’ny Tantara''' na '''Tantara faharoa''' dia boky ao amin'ny [[Testamenta Taloha]] ao amin'ny [[Baiboly]] kristiana sady hita koa ao amin'ny [[Tanakh]], boky masin'ny jodaisma. Ampahany amin'ny boky nozaraina roa io boky io, dia ny [[Bokin'ny Tantara]], ka ny tapany voalohany dia ny [[Boky voalohan'ny Tantara]].
 
Andalana faha-10:
 
== Ny fanoratana ny boky ==
Ireo mpisorona hebreo tao Jerosalema no heverin'ny mpandinika fa nanoratra ny [[Bokin'ny Tantara]] tany amin'ny taonjato faha-4 tal. J.K. Araka ny lovantsofina jiosy dia i [[Ezra]] na Esdrasa no nanoratra ny Boky faharoan'ny Tantara.
 
== Fizarànan'ny boky ==
Azo atao ny mizara ny boky ho roa: ny nanjakan'i [[Solomona]] (toko2Tant. voalohany1faha-9), ny fivakisan'ny firenena sy ny [[Fahababoana tany Babilona|fahababoana]] (toko2Tant. faha-10 – faha-36–36).[[Sary:'The Visit of the Queen of Sheba to King Solomon', oil on canvas painting by Edward Poynter, 1890, Art Gallery of New South Wales.jpg|vignette|234x234px|''Mamangy an'i Solomona mpanjaka ny mpanjakavavin'i Sheba'' - nataon'i Edward Poynter, taona 1890]]
 
=== Ny nanjakan'i Solomona ===
Ny fizaràna voalohany ao amin'ny boky (toko voalohany2Tant.1faha-9) dia mitantara ny fanjakan'i [[Solomona]] sy ny nananorenany ny [[Tempolin'i Jerosalema|Tempoly tao Jerosalema]] ary ny fanombohan'ny fivavahana ao an-Tempoly. Toy izao ny andinindininy amin'izany:
 
==== Ny fahendren’i Solomona (2Tant. 1 – 2) ====
 
* Ny nisehoan' [[Andriamanitra (tokana)|Andriamanitra]] tamin'i Solomona (1.1 – 1.18)
* Ny fiomanan'i Solomona hanamboatra ny [[Tempolin'i Jerosalema|Tempoly]] (2.1 – 2.17)
 
==== Ny nanorenana ny Tempoly (2Tant. 3 – 9) ====
 
* Ny nanorenana ny [[Tempolin'i Jerosalema|Tempoly]] tao Jerosalema (3.1 – 4.22)
Andalana faha-32:
 
=== Ny fivakisan'ny firenena sy ny fahababoana ===
Ny fizaràna faharoa (toko faha-2Tant.10 – faha-36) dia manomboka amin'ny firesahana ny amin'ny fikomian'ny fokon'i Israely any avaratra ary ny fivakisan'ny firenena ho fanjakana roa. Avy eo ny boky mitantara ny [[Fanjakan'i Jodà|Fanjakan'i Joda]] hatramin'ny naharavan'i Jerosalema sy ny nitondrana ho [[Fahababoana tany Babilona|babo ny Jiosy tany Babilona]] ka mifarana amin'ny fanafahana ny [[Jiosy]].
 
==== Ny nanjakan'i Rehoboama sy ny nivakisan'ny firenena (2Tant. 10 - 12) ====
 
* Ny niodinan'ny foko folo tamin'ny mpanjaka [[Rehoboama]] (10.1 – 10.19)
Andalana faha-41:
[[Sary:The captivity of Judah.jpg|vignette|''Entina babo any Babilona ny Jiosy avy ao Jerosalema'' - 1904|218x218px]]
 
==== Fanjakana hatramin'i Abia ka hatramin'i Ahaza (2Tant. 13-28) ====
 
* Ny nanjakan'i Abia (13.1 – 13.22)
Andalana faha-54:
* Ny nanjakan'i [[Ahaza]] (28.1 – 28.27)
 
==== Fanjakana hatramin'i Hezekia ka hatramin'ny didin'i Kirosy (2Tant. 29 – 36) ====
[[Sary:Cyrus II le Grand et les Hébreux.jpg|vignette|221x221px|I Kirosy sy ny Jiosy]]
 
* Ny nanjakan'i [[Hezekia]] (na Ezekiasa) sy ny fanampian'Andriamanitra azy (29.1 – 32.32)
Ligne 60 ⟶ 61 :
* Ny nanjakan'i [[Josia (mpanjakan'i Jodà)|Josia]] (na Josiasa) sy ny nahitana ny ''Bokin'ny Lalàna'' (34.1 – 35.27)
* Ny nanjakan'i [[Joahaza (mpanjakan'i Jodà)|Joahaza]] sy i [[Joiakima]] sy i [[Joiakina]] ary i [[Zedekia]] (na Sedekiasa) ary ny [[Fahababoana tany Babilona|fahababoana]] (36.1 – 36.21)
*[[Sary:Cyrus II le Grand et les Hébreux.jpg|vignette|221x221px|I Kirosy sy ny Jiosy]]Ilay didin'i [[Kirosy Lehibe|Kirosy]] nampody ny [[Jiosy]] an-taniny (36.22 – 36.23)
 
== Jereo koa: ==