Jôsoa: Fahasamihafan'ny versiona

Contenu supprimé Contenu ajouté
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
Aucun résumé des modifications
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
Aucun résumé des modifications
Andalana faha-1:
[[Sary:Dore joshua sun.jpg|vignette|''Nangataka amin'Andriamanitra ny hijanonan'ny masoandro i Josoa,'' nataon'i Gustave Doré.|245x245px]]
I '''Josoa''' na '''Josoe''' na '''Jôsoe''' dia ilay lehilahy nanampy an'i [[Mosesy]] (na Môizy) tamin'ny fitarihana ny [[Zanak'i Israely]] avy any Ejipta hankany amin'ny tany [[Kanaana|Kanana]] sady lasa mpitarika an'io vahoaka io taorian'ny nahafatesan'i Mosesy. Izy no ataon'ny [[lovantsofina]] jiosy sy kristiana ho nanoratra ny [[Bokin'i Josoa]] (na Bokin'i Jôsoe). Ny mpitsara [[Otniela]] no mandimby azy teo amin'ny fitarihana ny Israelita.
 
== Ny anarany ==