Jôsoa: Fahasamihafan'ny versiona

Contenu supprimé Contenu ajouté
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
Aucun résumé des modifications
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
Aucun résumé des modifications
Andalana faha-1:
[[Sary:Dore joshua sun.jpg|vignette|''Nangataka amin'Andriamanitra ny hijanonan'ny masoandro i Josoa,'' nataon'i Gustave Doré.|245x245px]]
I '''Josoa''' na '''Josoe''' na [[Josoa|'''Jôsoe''']] dia ilay lehilahy nanampy an'i [[Mosesy]] (na Môizy) tamin'ny fitarihana ny [[Zanak'i Israely]] avy any Ejipta hankany amin'ny tany [[Kanaana|Kanana]] sady lasa mpitarika an'io vahoaka io taorian'ny nahafatesan'i Mosesy. Izy no ataon'ny [[lovantsofina]] jiosy sy kristiana ho nanoratra ny [[Bokin'i Josoa]]. Ny mpitsara [[Otniela]] no mandimby azy teo amin'ny fitarihana ny Israelita.
 
== Ny anarany ==
Tamin'ny voalohany dia natao hoe "Hosea zanak'i Nona" ny anaran'i Josoa. I Mosesy no nanova izany ho Josoa araka ny [[Bokin'ny Nomery]] (Nom. 13.16). Atao hoe יהושוע / ''Yehoshua'', izay midika hoe "Mamonjy i Yeho (Iahveh)" ny anaran'i Josoa amin'ny [[teny hebreo]]., araka ny hita ao amin'ny Bokin'ny Deoteronomia (Deo. 3.21). Mitovy anarana amin'i [[Jesosy]] na Jesoa izy amin'ny teny hebreo, satria samy atao hoe ''Yehoshua''.
 
== Jereo koa ==
Ligne 6 ⟶ 9 :
==== Fifandimbiasan'ny mpitsaran'i Israely: ====
[[Otniela]] - [[Ehoda]] - [[Samgara]] - [[Debora]] (vehivavy) - [[Gideona]] - [[Abimeleka]] - [[Tola]] - [[Jaira]] - [[Jefta]] - [[Ibzana]] - [[Elona]] - [[Abdona]] - [[Samsona]] - [[Ely (mpitsara)|Ely]] - [[Samoela]].
<br />